FAHALEOVANTENA
Mandihizà tahaka an’izy telo vavy ao anaty rahona. Mihirà miaraka amin’ny ankizy- Mifalia ! Ry tanindrazanay malala ô
Mandihizà tahaka an’izy telo vavy ao anaty rahona. Mihirà miaraka amin’ny ankizy- Mifalia ! Ry tanindrazanay malala ô
Faly miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy amin’izao Pentekosta izao. Ny herin’ny Fanahy Masina ho aminao mandrakariva. Ho an’Andriamanitra irery…
Indro tantara mampieritreritra ao amin’ny Soratra Masina. 1 MPANJAKA 3: 16-26 16Tamin’izay dia nisy vehivavy janga roa nankao amin’ny mpanjaka…
Jaona 20 : 1 – 9 Niainga vao mangiran-dratsy i Maria Magdala satria maika ho tonga vao maraina eny am-pasana….
Cheminement avec la chorale de Choisy-le- Roi devenue plus tard « Chorale GRACIA « – Concert à la Cathédrale de la paroisse…
Parce que nous n’avons pas cru que ton Fils Seigneur Dieu est passé par la mort. Ô ! Pardonne-nous mon…
Liturgie à Nancy en 2006 -à 6 h00 au temple EPUdF(ERF) Musique Que la grâce et la paix vous soient…
Hiditra ny tananan’i Jerosalema ny Tompo Jesosy. Tsotra ny safidy hanatanterahany izany. Mipetraka eo ambon’ny zana-boriky izy. Biby tsy tia…
Martin Luther King cite l’allocution de James Russell Lowell (1819-1891)pour terminer son discours sur : « L’importance des êtres humains » Pour chaque…
Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Andeha hampahatsiaro vehivavy samy nanao ny ainy tsy ho zavatra teto amin’ny firenena malagasy. Ny…
Samy manana ny fomba fitafiny ny olona eran-tany ary ireny no hahalalana ny amin’ny toerana nihaviany na ny asany. Maro…
Inona indray moa no fanomezana lehibe mihoatra an’i Jesosy Kristy izay tonga hamonjy izao tontolo izao. Tahaka ny tononkalo no…
Alahady fahaefatra – Advento 2018 Ny bokin’i Mika 5 : 1 – 5 no vakitenintsika androany. Ny tananan’i Betlehema no…
Alahady fahatelo – Advento 2018 Zefania 3: 14 – 18 Ny TOMPO ho aminao. Tsy mahavatana ny famakiana ny bokin’i…
Alahady faharoa -Advento 2018 Filipiana 1 : 4 – 11 Ho feno ny vokatry ny fahamarinana Paoly apostoly any am-pifatorana…
Alahady 1- Advento 2018 Jeremia 38 : 14 – 16 1 Tesaloniana 3: 12 – 4:2 Tao anatin’ny fahoriana mafy ny…
Avy aiza ny fivavahana kristiana (1) Maro ny fivavahana misy eran’izao tontolo izao eto amin’ny kontinanta dimy : Afrika, Azia, Oseania ,…
Nataon’ i Hanitr’Ony (Filohan’ny HAVATSA UPEM sampana Frantsa) amin’ny teny malagasy: » Tsy fanaovana herisetra » (La non-violence: Julia Darsot) jereo…
Misy mangataka amin’ny fizahan-teny ny hisin’ny tantara mampalahelo. Ka dia ireto misy telo atolotro ho anareo mikasika ny Reny. Misaotra…
Jaona 19 : 23 Taorian’ny nitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty dia ireto no olona nisehony : Maria Magdala Ny mpianatra niafina tao…
Pour que Madagascar rayonne. Faisons le choix de la non-violence. Bannissons la haine avec la non-violence. Face à l’adversaire utilisons…
Joela 4 : 18 – 21 Raha mbola mihiratra ny masonao ka afaka mamaky izao soratra izao dia tsarovy fa tia…
Alakamisy masina Joela 2 : 18 – 27…
Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…
Marka 11 : 1-10 Inoako fa tsy isaky ny mankalaza ny alahadin’ny sampan-drofia ny kristiana vao hiteny hoe : Hosana, Hosana ho…