
Tratry ny taona 2019
Taom-baovao 2019 …. Hoy aho: Mifarana ny taona 2018. Nitety ny 365 andro isika tsirairay avy. Inona ary no tadidy…
Taom-baovao 2019 …. Hoy aho: Mifarana ny taona 2018. Nitety ny 365 andro isika tsirairay avy. Inona ary no tadidy…
Inona indray moa no fanomezana lehibe mihoatra an’i Jesosy Kristy izay tonga hamonjy izao tontolo izao. Tahaka ny tononkalo no…
Alahady fahaefatra – Advento 2018 Ny bokin’i Mika 5 : 1 – 5 no vakitenintsika androany. Ny tananan’i Betlehema no…
Alahady fahatelo – Advento 2018 Zefania 3: 14 – 18 Ny TOMPO ho aminao. Tsy mahavatana ny famakiana ny bokin’i…
Alahady faharoa -Advento 2018 Filipiana 1 : 4 – 11 Ho feno ny vokatry ny fahamarinana Paoly apostoly any am-pifatorana…
Alahady 1- Advento 2018 Jeremia 38 : 14 – 16 1 Tesaloniana 3: 12 – 4:2 Tao anatin’ny fahoriana mafy ny…
Avy aiza ny fivavahana kristiana (1) Maro ny fivavahana misy eran’izao tontolo izao eto amin’ny kontinanta dimy : Afrika, Azia, Oseania ,…
Fankalazana ny fanambadian’i Julia sy Laza 48 taona lasa izay 1 aogositra Hitsahatra finoana sy…
Ho gaga angamba ianao mahita io sary io.Vazaha iray be volom-bava hodidin’ny malagasy. Tsy maka toerana eny aloha fa any…
Nataon’ i Hanitr’Ony (Filohan’ny HAVATSA UPEM sampana Frantsa) amin’ny teny malagasy: » Tsy fanaovana herisetra » (La non-violence: Julia Darsot) jereo…
Misy mangataka amin’ny fizahan-teny ny hisin’ny tantara mampalahelo. Ka dia ireto misy telo atolotro ho anareo mikasika ny Reny. Misaotra…
Jaona 19 : 23 Taorian’ny nitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty dia ireto no olona nisehony : Maria Magdala Ny mpianatra niafina tao…
Pour que Madagascar rayonne. Faisons le choix de la non-violence. Bannissons la haine avec la non-violence. Face à l’adversaire utilisons…
Joela 4 : 18 – 21 Raha mbola mihiratra ny masonao ka afaka mamaky izao soratra izao dia tsarovy fa tia…
Alakamisy masina Joela 2 : 18 – 27…
Amin’ity herinandro masina 2018 ity andeha hiara-dia amin’ny famakiana ny bokin’i Joela mpaminany. Efatra (4) monja ny toko ao amin’ny…
Marka 11 : 1-10 Inoako fa tsy isaky ny mankalaza ny alahadin’ny sampan-drofia ny kristiana vao hiteny hoe : Hosana, Hosana ho…
Ity ny tantara mampalahelo faha-4. Nisy raim-pianakaviana iray izay tena nanankarena. Tsy nisy olana ny trano nipetrahana fa toa ny…
Ity no tantara mampalahelo entina hieritreretana amin’izao Karemy faha-4. « Nisy mpivady niteraka fito. Efa manana zafikely maro. Miandry ny zafiafy….
Ny tantara mampalahelo faharoa zaraiko aminao amin’ity fotoanan’ny Karemy ity dia nikasika mpampianatra. Lehilahy vaventy sy ranjanana efa lehibe no…
Koa satria saika isan’andro no misy mikaroka ato amin’ny bilaogy ny lohateny hoe « Tantara mampalahelo ». Dia indro zaraiko ity tantara…
Marka 1: 12-15 Lasa nankany an-tany efitra Jesosy raha vao vita batisa. Tsy ho ela dia hanatanteraka ny asa nanirahana…
Ireo mpampianatra teolojia malagasy sy vahiny. Tamin’ny fotoana nianarako teny Ivato sy niasako tao Faravohitra ihany no holazaiko eto. Kolejy…
Hiresaka ny fianarana hahatongavana ho mpitandrina isika . Ny protestanta zatra mampiasa ny teny hoe : mpitandrina na pasitera na…
Une petite pensée : « Je reçois l’hiver comme un ami qui se défait de certaines charges pour mieux se rajeunir…