Année : 2012

Farihimena 2012

Tsy nieritreritra ny hanoratra momba an’i Farihimena aho tamin’ity taona 2O12 ity. Fa vao efatra  andro izay dia tafahoana tamin’ireo…

Ny Fiangonana

Raha jerena ao amin’ny Baiboly: Ao amin’ny Testamenta taloha izay nosoratana tamin’ny teny hebreo dia tsy hahitana io teny « fiangonana…

Ny maha-protestanta

Tsara ho fantarina ihany ny maha-protestanta. Famintinana ihany izy ity. Ny dikan’ny hoe « protestanta » dia hoe  « mijoro ho vavolombelon’ny Filazantsara »…

Fa ny Tompo

FA NY TOMPO Fa ny Tompo no nitia Sy nitantana ny dia Ka ny taona roampolo Dia nivalona daholo Mba…

Taona 2012- Jolay

Ny Korintiana faha-2 sy ny bokin’Ezekiela . Andininy vitsivitsy no atolotra eto. Ny Korintiana dia milaza ny fahasarotan’ny fitoriana ny…

Taona 2012 – Jona

1/6  — 1 Korintiana 16 : 23-24 Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompo. Ny fitiavako ( hoy  Paoly)  dia…

Avec quel souffle ?

Nous sommes surpris par des événements déstabilisant dans le monde comme la crise financière ayant retenu notre attention. Mais ce…

Sodoma sy Gomora ?

Genesisy 19 : 1 – 29 Inona moa no nampahalaza an’i Sodoma sy Gomora? Toa mihifikifika ny lohan’izay rehetra miresaka azy…

Taona 2012 – Mey

1/5  –2 Tantara :  36 (Vakio ny toko manontolo) Tantaran’ny mpanjaka vitsivitsy . Tanora dia tanora. Tsy naharitra ela teo…

Velona ny Tompo

Jaona 20 : 1 – 10 Nahoana kosa hoa ity Maria Magdalena no navelan’ny tapaka sy namana ary ny havana andeha…

Cet homme

Lecture pour Vendredi Saint Luc 22 : 66 – 23 : 49   Quand il fait jour, les anciens du peuple, les…

Ho tsarovana

Hivavaka isika : –         ho an’ny vehivavy rehetra eran-tany. Ao anatin’izany ireo izay olom-pirenena ka manana andraikitra  eo amin’ny ambaratongam-pahefana…