Année : 2011

Tsy valifaty ê!

Matio 18: 21-35 Fahadisoana.Famelan-keloka. Teny roa mafonja ary tsy azo sarahina.Nitsapa toetra an’i Jesosy ve Petera ka nanontany hoe :

Any am-ponja any

Ho tsaroana manokana ireo any am-ponja any an-tanintsika . Maro dia maro izy ireo. Mivavaha isika  ho an’izay:

Taona 2011- oktobra

1/10 >  Isaia 5 : 11 Lozan’izay mifoha maraina koa ka mitady toaka ! Izay miboboka mandra-paharivan’ny andro. Ka ampirehetin’ny divay.

Mpitily toa inona ?

Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.

Somalie

Seigneur, nous sommes sidérés devant l’ampleur de la détresse du peuple de la Somalie.

Taona 2011- Jolay

1/7 > Salamo 61 : 1 – 3b Henoy ny fitarainako Andriamanitra ô. Tandremo ny fivavako. Any am-paran’ny tany no…

Mivavaha

Hivavaka aho fa nomen’Andriamanitra hery sy andro iainana.Miaraka amin’ireo izay mitokana ho amin’ny «  alin’ny mpiambina »[nuit des veilleurs 2011]. N’aiza n’aiza misy…

Fanahy iray

1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i  Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…

Fivoriam-pianakaviana

Asan’ny apostoly 1 : 12 – 14 Fahafatesana. Fitsanganana tamin’ny maty. Fisehoana. Fandaovana. Izany no nisesy alohan’ny nisarahan’i Jesosy tamin’ny mpianany.