Année : 2011

Taona 2011 – Jona

1/6  > Romana 8 : 31 « Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy? fahoriana va? sa fahantrana, sa fanenjehana?, sa…

Taona 2011- Mey

1/5 >Romana 3 : 23-24 Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’Andriamanitra; nefa hamarinina…

Ahoana izaho ity?

Matio 26 : 17-29 Fomba fanao rehefa mandindona ny olona sasany ny fahafatesany dia voriany ny olona akaiky azy indrindra. Toy…

Ho an’ny fianakaviana

Mivavaka Aminao izahay Tompo Andriamanitra ô. Tsinjovy ny fianakaviana ao anatin’ny fisarahana sy ny adi-tsaina ary tratran’ny adilahy isan’andro.

Si tu étais là

Jean 11: 1 à 45 Voilà  un homme malade : Lazare vit à Béthanie, avec  Marie et Marthe. Ces deux femmes…

Sesi-tany sy fiverenana

TANTARA feno fitsapana ny an’i Josefa sy Maria ary Jesosy. Tezitra tamin’izy ireo Heroda. Tsy ekeny izao fahaterahana izao sy ny fisin’io zaza io eo amin’ny fanjakany.

Kanjo, tsy nampoizina ny re tamin’ny nofin’i Josefa.

Ny voalohany : « Mitsangana ianao, ka ento ny zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta ary mitoera any ambara-pilazako aminao ny fotoana hiverenanao… ».Azo hadika koa hoe : « Tonga saina ianao izao ka aza variana . Mialà eo amin’ny taninao. Satria Heroda dia tonga fofona ka te-hamono ny zaza. Dieny izao tsy misy hatak’andro, miainga ianareo”.

Taona 2011 -Janoary

Volana Janoary 2011

1/1 > Matio 4 : 10

Ny Tompo Andriamanitra irery ihany no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao »(Jereo koa Deotoronomia 6:13)

Venez, prions ensemble

Seigneur, nous te présentons ceux qui sont dans la pauvreté. Beaucoup ne mangent que deux repas par jour, ou même une fois. Les pères sont désespérés car ils voient leurs enfants s’affaiblir. Les mères sont épuisées car elles sont démunies pour aider leurs familles.