GA’ASH

Misy milaza fa io « ga’ash »izay teny hebreo no hilazana ny « gasy »ao amin’ny Baiboly. Amin’ny dikan-teny : Baiboly malagasy dia ireto…

Velona Jesosy

Alahady 19 aprily 2015 Lioka 25 : 35-48 Nahoana moa no tsy hatahotra mahita olona mitsangana eo afovoan-trano nefa heverina fa…

Iza no te hadio?

Toriteny tamin’ny alahady 15 febroary 2015 Marka 1: 40 – 45 Mamelom-panantenana ny famakiana tantara toy izao. Sahy nanatona an’i…

Omeo Aho hosotroiko

Jaona 4 : 7 Avy nandeha lalana lavitra sy nivezivezy Jesosy. Nihato naka aina teo amoron’ny fatsakana iray. Indro vehivavy iray…

O ry firenena (8)

Tompo Andriamanitra ô. Mitoetra ao Madagasikara isan’andro Ianao nefa maro no tsy mahatsapa izany.  Mahita ny fahakivin’ny mponina Ianao.

Janoary 2015

Ny bokin’i Samoela sy ny epistily ho an’ny Korintiana no arahina amin’ny volana janoary. *Alakamisy 1/1 1Samoela 1 :1-28 Ny olona…

Hitoe-jaza Maria

Lioka 1:26-38 (alahady fahatelo amin’ny Advento 2014) Ary tamin’ny fahenim-bolana dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any…

O ry firenena (7)

Tompo Andriamanitra ô! Aiza ny famonjena ny firenenay mihosina vovoka. Maina ny tenda. Tsy afaka miteny intsony. (14.12.14) Tompo Andriamanitra…

Ampiononinareo ny oloko

Isaia 40: 1-11 «Ampiononinareo, ampiononinareo ny oloko » hoy Andriamanitra. Latsaka an-katerena ny firenen’Andriamanitra tamin’izany fotoana izany satria babo. Kivy tanteraka…

Ne m’oublie pas

Un tapis de myosotis avec ses secrets infinis révélant la vie tout doucement. Vies florissantes parfumantes vous font pleurer à…

Iza moa JAKOBA ?

JAKOBA lehilahy nanana tantara mahalina Genesisy toko faha-25 : andininy faha-19 ka hatramin’ny toko faha-36 Famintinana ny tantaran’i Esao sy Jakoba….

Batisa iray

 Batisa iray Ny sakramentan’ny Batisa dia hiainana ao amin’ny Fiangonana eran’izao tontolo izao. Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary…

Paska Fandalovana

  Fifaliana tsy misy ohatrin’izany ny an’ny kristiana rehefa tonga ny andron’ny Paska.Tsiky sy faharavona no hita eny amin’ny tarehy….

Sabotsy-fahanginana

Tao anatin’ny alahelo ireo mpanaradia an’i Jesosy. Josefa avy any Arimatia no nikarakara ny fandevenana Azy. Inona intsony moa no…

Zoma masina 2014

  Ny Zoma no heverina fa  fotoana nandalovan’ny Tompo Jesoa ny mafy indrindra. Tsy afaka nanao na inona na inona…