
Ô DIEU TU VOIS CE MONDE
Ô DIEU, TU VOIS CE MONDE Michel Freychet Pasteur, ancien président de l’ACAT -France Dans ACAT – La force de…
Ô DIEU, TU VOIS CE MONDE Michel Freychet Pasteur, ancien président de l’ACAT -France Dans ACAT – La force de…
Tafo Nancy Miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo Jesoa. Isan-taona ny FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy Aty an-dafy) sy ny Fiangonana katolika…
Topimaso tamin’ny fiainan’ny ray vitsivitsy. Ny raiko dia olona nanankarena sy nanam-pahaizana. Fa saingy niavona dia niavona. Nahamenatra izany toetran’izany…
Ampahan-tantara telo no atolotra eto amin’izao fankalazana ny fetin’ny Reny izao.Hahatsiarovana ireo Reny izay nandalo fotoan-tsarotra tamin’ny nahatongavany ho reny….
Ny alahadin’ny Paska dia fahatsiarovana sy fankalazana ny nitsanganan’ i Jesosy Kristy tamin’ny maty no voalohany. Ho an’ny kristiana ny…
Izaho koa tsy manameloka anao. Jaona 8 : 1 – 11 Avy amin’ny tendrombohitr’i Oliva vao maraina Jesosy. Dia nakeo amin’ny…
Tia ny rehetra Andriamanitra Lioka 15 : 11 – 32 Ny fizaram-panan’ny mpiray tampo dia aorian’ny fahafatesan’ny ray amandreny. Fa saingy…
2016 –Vavaka mandritra ny herinandro 29 février – 6 Mars : Ho an’ny Fiangonana Ny kristiana, ny mpino hafa rehetra, Ny…
Miala nenina ny Tompo Lioka 13 : 1 – 9 Fanoharana telo no nolazain’i Jesosy ato amin’ity toko sy andininy ity….
Alahady faharoa amin’ny Karemy 2016 Lioka 9. 28 – 36 Tahaka ny mahare angano rehefa mamaky ity tantara fohy ity….
Alahady voalohany amin’ny Karemy 2016 Lioka 4 : 1 – 13 Mafana dia mafana ny resaka rehefa miady hevitra momba…
Nahavariana ahy ny fampiasana ny teny hoe « Kapoka » ao amin’ny Baiboly. Voalazan’ilay Ralehilahy tamin’ny alahady maraina (31 jan) manao…
Jeremia 1 : 4 – 19 Ho an’izay te-hahalala ny tantaram-pirenena iray momba ny fahininy dia ny bokin’i Jeremia anisan’izany. …
Soratra Masina nalaina tamin’ny bokin’i Jeremia. Ny zavatra nitranga tamin’ny fotoanany dia tsy misy hafa amin’izao hiainantsika izao.Na eo amin’ny…
Fiarahabana sy dinidinika. Ny fankalazana ny Noely no hahatsiarovana fa tonga nofo ny Tompo hamonjy izao tontolo izao. Feno fifaliana…
Amin’izao alin’ny Noely izao dia indro misy vavaka 4 atolotra eto.Voalaza eto koa ny nanoratra azy ireo sy ny boky…
Alahady faha-efatra amin’ny Advento 2015 Lioka 1 : 36 -56 Akory ny hafalian’i Maria sy Elizabeta fa tafahoana. Nifamangy.Tena nifankatia tokoa.Tena…
Alahady fa-telon’ny Advento 2015 Luc 3 : 10-18 Marobe ny olona nanatona an’i Jaona Mpanao batisa mba ho atao batisa. Nefa…
Alahady faharoa amin’ny advento 2015 Lioka 3 : 1 – 6 Jaona Mpanao batisa no mpaminany mampita amin’ny testamenta vaovao. Tany…
Lioka 21 :25 – 35 Ity toko faha 21 ao amin’i Lioka ity dia hahitana fampitahana vitsivitsy .Voalahtra amin’izao…
2 Petera 1 : 3- 9 Efa nomen’ny herin’Andriamanitra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe-panahy araka…
… Rien qu’un mot de colère, mais il a blessé un cœur sensible. Rien qu’un mot de dur reproche, mais…
Ireto no toerana hahitana azy: Ny Alahadin’ny Reformasiona ny 27 / 10/ 2002 Ny Reformasiona ny 1/ 11/ 2003 Ny…
Isaia 41 : 8 – 14 Mbola azo hinoana ve ity teny nataon’i Isaia ity efa taon-jato maro izay. Teny mamelona…
1. Sept – 2 Timoty 2 : 1-13 Nanoratra ho an’i Timoty i Paoly mba ho famangiana azy.Noraisiny toa ny…