Ô ry firenena (9)

Naneno ny lakolosin’ny fahaleovantena Natao veloma ny vahiny nitantana ny tena Voaomana ny hiram-pirenena Niara-niredona ny vahoaka sesehena Nitotorebika satria…

Ny raiko !

Ny raiko ? Tanora dia tanora Faly ery nandray ahy moramora Nakekeziny ny tratrany Nofefeny tamin-tsandriny Safoiny malefaka ny lohako Norokorohony…

Loza izany !

Mihena isa angaha ny vatan-dehilahy Ka tsy nahatohatra ny asa ratsin’ireo jiolahy Loza be mananontanona ho an’ny tanana Namporisika ny…

Mahereza ry firenena.

Ny Fanahy Masina efa tonga hatry ny ela nambomba izao tontolo izao manontolo.Tsy mitsahatra Izy mampahery :   Ireo nihahaka hovoriany…

Lasa ny masoandro

(Tononkalo vitsivitsy mandritra ny volana Jona 2017)   Lasa ny masoandro Manao veloma ny andro Mamitsaka ny olona Mametraka ilay…

Paska 2017

Matio  28: 1 – 10 Mifarana eto amin’ity toko faha 28 ity ny tantara momba an’i Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i…

Golgota

Golgota  toerana malaza satria teo no nahafatesan’i Jesosy, ilay natao hoe Zanak’Andriamanitra. Maty tahaka ny olombelona rehetra noho ny ratra…

Fiarahabana 2017

     Eo amin’ny tantaran’ny fivavahana kristiana dia ny Advento no mampiditra ho amin’ny taona vaovao. Izany hoe efa saika roa…

Ripaka ny olona !

Tsy tononkalo, tsy vavaka fa filazana ny amin’izao ankehitriny izao. Mitovy tamin’i tananan’i Ninive ve ny mitranga amin’ny faritra sasany…

26 Jona 2016

Tafo Nancy Miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo Jesoa. Isan-taona ny FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy Aty an-dafy) sy ny Fiangonana katolika…

Tantaran’ny raiko.

Topimaso tamin’ny fiainan’ny ray vitsivitsy. Ny raiko dia olona nanankarena sy nanam-pahaizana. Fa saingy niavona dia niavona. Nahamenatra izany toetran’izany…

Tantaran’ny reniko.

Ampahan-tantara telo no atolotra eto amin’izao fankalazana ny fetin’ny Reny izao.Hahatsiarovana ireo Reny izay nandalo fotoan-tsarotra tamin’ny  nahatongavany ho reny….

Paska 2016

Ny alahadin’ny Paska dia fahatsiarovana sy fankalazana ny nitsanganan’ i Jesosy Kristy tamin’ny maty no voalohany. Ho an’ny kristiana ny…