Ny Mpampianatra teolojia

Ireo mpampianatra teolojia malagasy sy vahiny. Tamin’ny fotoana nianarako teny Ivato sy niasako tao Faravohitra ihany no holazaiko eto. Kolejy…

Dans mon silence

Une petite pensée : « Je reçois l’hiver comme un ami qui se défait de certaines charges pour mieux se rajeunir…

2018- Miarahaba –

Raha vao nitsaika ny ora voalohany amin’ny 1 janoary dia nanomboka,ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018. « Miarahaba nahatratra ny…

Ny Fifohazana, vidéo par RJL

Dinidinika Mahasoa: NY FIFOHAZANA SY NY MAHA MPIANDRY (Tandindonin doza!!) Source: https://www.facebook.com/epubnamur/ Articles similaires: NENY VOLAHAVANA GERMAINE FARIHIMENA sy Dadatoa…

Noelim-pamonjena

Indro ny vavaka natolotry ny « Eglise Malgache en France ». Voasoratra tao amin’ny « EVANGILE ET LIBERTE » mensuel -103ème année octobre 1989…

Miambena

Marka 13: 33-37 Maherihery ihany ny teny notantarain’i Marka ho nolazain’’i Jesosy eto amin’ity fanoharana ity. Nefa dia toa izany…

Rahaba janga

FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY AN-DAFY SAMPANA VEHIVAVY KRISTIANA –FPMA Fivoriana tao ATHIS MONS- Lysea Saint Charles-Asabotsy 23 septambra 2017                                              …

Ilay Safodrano

Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…

RASALAMA sy ny hira

Araka ny tantara dia nihira RASALAMA martiora alohan’ny handefonana azy. Nanana hery lehibe tokoa izy teo amin’ny fanatanterahana izany.Raha lefonina…

RASALAMA sy ny fanekena

Voninahitra no atolotra an’Andriamanitra ny amin’ny nahatratrana izao fotoana 14 aogositra 2017. Andro fahatsiarovana ny nandefonana an-dRASALAMA nahatonga azy ho…

Ny Toby

Ny Toby dia ireo toerana izay efa nolazaintsika fa ilasian’ny maro avy amin’ny faritra samihafa mba hiara-mivavaka. Tany am-boalohany ireo…