Auteur/autrice : Laza RAFENONIRINA

Nametrahana andraikitra

TENY HOVAKIANA ASAN’ NY APOSTOLY 1 : 1-11 EFESIANA 1 : 17-23 MARKA 16 : 15-20 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe dia…

Olom-boantso

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 4 :4-12 I Jaona 3 : 1-2 Jaona 10 : 11-18 Isaky ny alahady fahaefatra ny Paska…

Ny karemiko

TENY ho vakiana Genesisy 9.8-15 I Petera 3.18-22 Marka 1.12-15 Nanomboka tamin’ny alarobia lasa teo dia miditra amin’ny fotoanan’ny Karemy…

Anaka, voavela ny helokao

TENY ho vakiana Isaia 43.18-25 2 Korintiana 1.18-22 Marka 2.1-12 Miditra amin’ny fitantaran’i Marka ny fahagaga fahatelo nataon’i Jesosy isika…

Andeha hanaraka Ahy

TENY ho vakiana 1 Samoela 3.3-19 1 Koritiana 6.13-20 Jaona 1.35-42 Manomboka amin’ity alahady ity ka haharitra mandritry ny herinandro…

Zanako malalako

TENY ho vakiana Isaia 55.1-11 1 Jaona 5.1-9 Marka 1.7-11 Samy mitantara ny nanaovana batisa an’i Jesosy daholo ny Filazantsara…

Indro, Ity Zaza ity

TENY ho vakiana Genesisy 15.1-6 ; 21.1-3 Hebreo 11.8-19 Lioka 2.22-40 Ny alahady anio dia natokana ho fahatsiarovana ny fianakaviana. Ary…

Ny Feo

ISAIA 61.1-11 1 Tesaloniana 5.16-24 Jaona 1.6-8,19-28 Miditra amin’ny alahady fahatelo ny advento isika androany. Ny tsapa raha jerena ireo…

Tsy mendrika …aho

TENY ho vakiana Isaia 40.1-11 2 Petera 3.8-14 Marka 1.1-8 Miditra amin’ny alahdy faharoa ny Advento isika ary androany dia…

Tsy fantatrareo na…

ISAIA 63.16-64 1 Korintiana 1.3-9 Marka 13.33-37 Miditra amin’ny taombaovao ny Fiangonana isika satria anio no alahady voalohan’ny Advento. Ny…

Hay Jesosy iny !

TENY ho vakiana Ezekiela 34.11-17 1 Korintiana 15.20-28 Matio 25.31-46 Tamin’ny heriny isika dia nijery ny ampamoaka momba ny talenta….