Auteur/autrice : Laza RAFENONIRINA

Ny BAIBOLY MALAGASY

  Vita printy ny 21 Jona 1835 ny Baiboly malagasy voalohany. Nohezahan’ny misionera ho vita haingana araka izay azo atao…

LANVIN André, mpitandrina

Ho gaga angamba ianao mahita io sary io.Vazaha iray be volom-bava hodidin’ny malagasy. Tsy maka toerana eny aloha fa any…

Tompo ô! Miandry anao izahay

Fa nahoana no nandrasana  Ianao Jesosy ka tsy tonga Tsy tianao ve ny tranonay  noezahana no haingona Nasianay hazo krismasy…

FAHATSIAROVANA NY FAHA-175 TAONA NANDEFONANA AN-DRASALAMA

Tonga teto Madagasikara tamin’ny taona 1818 ireo misionera protestanta ny LMS. Tany amboalohany dia tany amorontsiraka antsinana izy ireo no…

Iza no hanokatra ny làlana ?

Teny ho vakiana Isaia 61 : 1-11 I Tesaloniana  5 : 16-24 Jaona 1 : 6-8, 19-28 Asa raha tadidintsika roampolo taona lasa…

Aiza Ilay teraka ho Mpanjaka ny Jiosy ?

TENY ho vakiana Isaia 62 : 11-12 Hebreo 1 : 1-6 Matio 2 : 1-12 Tranga roa no havadibaditsika isan-taona rehefa miresaka ny…

Aiza izay mba anjarako ?

TENY HOVAKIANA MPITORITENY 1 : 1 -2, 2 : 21-23 KOLOSIANA 2 : 20 -23, 3 : 1-17 LIOKA 12 :13-32 Zava-misy hatram’izao ny…

Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy mamôna ianareo

TENY HOVAKIANA AMOSA 8 : 4-7 I TIMOTY 2 : 1-8 LIOKA 16 : 1-13 « Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy mamôna hianareo. » Eto…

Mampianara anay hivavaka

TENY HOVAKIANA GENESISY 18 : 16-33 KOLOSIANA 2 : 1-19 LIOKA 11 :1-13 Mahagaga antsika ny mahita an’i Jesosy eto amin’ity Filazantsara…

Marta sy Maria

TENY HOVAKIANA Genesisy 18 : 1-15 Kolosiana 1 : 24- 2 : 10 Lioka 10 :38-42 Tovovavy roa samy nipetraka tao Betania. Tovovavy…

Ahoana, no hataoko handovako ny fiainana mandrakizay ?

TENY HOVAKIANA DEOTERONOMIA 30 KOLOSIANA 1 : 12-23 LIOKA 10 :25-37 Hatramin’ny andro naha-teto an-tany an’i Jesosy no nametrahan ny olona…

Nirahina hitondra Fiadanana

TENY HOVAKIANA ISAIA 66 : 10-14 GALATIANA 6 : 14-18 LIOKA 10 :1-20 Raha mandinika ireto andininy natao ho torina ireto isika…

Kristin’Andriamanitra

TENY HO VAKIANA ZAKARIA 12 : 7-14, 13 : 1 GALATIANA 3 : 15-29 LIOKA 9 : 18-27 Fanontaniana roa no napetrak’i Jesosy eto…

Raiso ny Fanahy Masina

JAONA 20 : 22 Efa diso hay loatra ny tantaran’ny Pentekostra araka izay hahitantsika ao amin’ny Asan’ ny Apostoly ; ka mazàna…

Mino an’i Jesosy Kristy…niakatra any an-danitra

TENY hovakiana 1 tesalonisiana 4.13-18 lioka 24.33-53 salamo 47 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe dia ny Paska sy ny…

Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo

TENY HOVAKIANA Asan’ny Apostoly 10.34-43 romana 6.3-11 LIOKA 24 : 14-35 Raha niezaka nitady ny toerana misy an’i Emaosy ny mpandinika…

Amin’izao sisa izao aza manota intsony

TENY ho vakiana Isaia 42 16-21 Filipiana 3 : 8-14 Jaona 8 : 1-11 Isan’ny tantara manana ny lanja ato amin’ny Filazantsara…

Anao avokoa izay rehetra ananako

TENY ho vakiana Josoa 5 : 10-12 2Koritiana 5 : 17-21 Lioka 15 : 1-3 , 11-32 Nomena anarana hoe : ny fanoharana momba…

Raha tsy mibebaka hianareo, dia ho ringana

TENY ho vakiana Eksodosy 3 : 1-15 I Koritiana 10 : 1-12 Lioka 13 : 1-9 Betsaka ny zavatra mitranga amin’izao fotoana izao…

Hamirapiratra tahaka ny kitana mandrakizay doria

TENY HOVAKIANA Genesisy 15 5-19 Filipiana 3 : 17-21, 4 : 1 LIOKA 9 :28-36 Tsy vitsy no milaza fa mino fa…

Hay alaim-panahy koa Jesosy ?

TENY ho vakiana Deotormonia 26 4-10 Romana 10 : 8-13 Lioka 4 : 1-13 Miditra amin’ny alahady voalohany amin’ny Karemy isika. Ny…

Ny fahasambarana

TENY hovakiana Jeremia 17 : 5-8 IKoritiana 15 : 12, 16-20 Lioka 6 17, 20-26 Fantatsika kokoa ny Fahasambarana voalaza ao amin’ny…

Dia nipetraka tao an-tsambokely Jesosy

TENY ho vakiana ISAIA 6 : 1-8 I KORITIANA 15 : 1-17 LIOKA 5 : 1-11 In’efatra raha amin’ny Testementa Vaovao no jerena…

Inona no tokony hataoko ?

TENY ho vakiana ISAIA 12 FILIPIANA 4 : 4-7 LIOKA 3 :10-18 Tamin’ny heriny isika dia niresaka ny momba ny fibebehana…