Inona no tanjona ?
Ireto ny teny torina amin’ny faran’ny taona 2013 Isaia : 63 : 7-9 Ny akapoben’ny bokin’i Isaia dia milaza ny fahoriana nanjo…
Ireto ny teny torina amin’ny faran’ny taona 2013 Isaia : 63 : 7-9 Ny akapoben’ny bokin’i Isaia dia milaza ny fahoriana nanjo…
Lioka 19: 1 – 10 Misy karazana Zakaiosy : Zakaiosy talohan’ny nahafantarany an’i Jesosy kristy. Mpamory hetra tao an-tanana. Fantatry ny…
Lioka 18: 1 – 8 Misy marina ny tantara toa itony. Ny mpitsara moa dia olona nianatra manokana ny lalàna….
Tsy misy azo hafenina amin’ilay Nahary izao tontolo izao ny zava-mitranga eo amin’ny firenena. N’inona n’inona fikasan’ny tsirairay: na hanasoa…
Fomba fanaon’i Arilaza Randriamahefasoa ny manao lahatsoratra fohy rehefa misy fahoriana ao amin’ny fianakaviana. Indro ny lahatsorany sy ny an’ny…
Intuition ? Télépathie ? Personne ne saura répondre. F-X Mahah a envoyé ce poème à Ramy Laza sans savoir que …
Perikopa alahady 18 aogositra 2013 Jeremia 38 : 4 – 10 Nirahin’Andriamanitra hanatanteraka asa sarotra Jeremia tao amin’ny tany sy fotoana…
Ezekiela 33 : 10 – 16 Perikopa alahady 11 aogositra 2013 Marihina aty am-piandohana fa Ezekiela dia nantsoin’Andriamanitra ho mpitily…
Mivavaha ho an’ireo faritra ao Madagasikara – Mivavaha ka aza mitsahatra. Manomboka amin’ny 1 ora maraina ê- Proposition de…
Kolosiana 3:1-11 (Perikopa ho amin’ny alahady 4 aogositra 2013) Ny taratasy nosoratana ho an’ny Kolosiana dia miisa 4 toko monja….
Mamono tena ao amin’ny Baiboly Ho valin’ny fikarohana « Mamono tena ao amin’ny Baiboly ». Tsara ho fantatra araka ny voalaza hatrany…
Fanontaniana napetraka tamiko : Misy Toriteny malagasy ve ? Somary sahirana aho hiteny hoe : misy Toriteny malagasy na tsia.
Seigneur, j’ai sommeil . C’est l’heure de dormir. Or des obligations m’attendent.
Ny alin’ny mpiambina 2013 Ny asabotsy 22 jona amin’ny 8 ora alina ka hatramin’ny alahady 23 jona maraina amin’ny 8…
Prions pour Madagascar Seigneur, nous te remercions d‘ avoir donné un si beau pays où nous reconnaissons que la merveille…
Lioka 7: 11 – 17 Eo am-pidirana ny tanana no misy ny toeram-pandevenana. Vehivavy mananontena no handevina ny zanany lahitokana…
Mivavaha ho an’ny mpitsabo Na dia mbola alina aza ny andro, mivavaha ho fampaherezana 1 : ireo mpitsabo kivy amin’izao…
Ho an’ny marary sy ny mpitsabo Izay tiana ho raisina ny ora hivavahana. Na dia mbola alina aza ny andro…
Vavaka adin’iray isan’andro. Samy mifidy izay tiany. arahina araka ny marika. Na dia mbola alina aza ny andro 1: Tompo…
Ezekiela 37 : 1-14 Taolam-paty mijoro, afaka tao amin’ny fasana Mahazatra ny miteny fa « fahitana » ity tantara ity. Nefa ny…
Zoma 29 martsa – Jean 19 : 17 – 30 Ny Hazofijaliana no famelan-keloka Ity tantara ity dia hita koa ao…
Alarobia 27 martsa –Lioka 20 : 20 – 26 Andriamanitra sa Kaisara ? Tsy takatry ny olona loatra ny zavatra ambaran’i…
Alakamisy 28 martsa – Jaona 13 : 15-16 Fampianarana « Fianarana no nomeko anareo mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo. Lazaiko aminareo…
Alatsinainy 25 martsa – Lioka 20 : 45 – 47 Fampitandremana. Ny mpanoradalàna dia anisan’ny olona manapahaizana satria nanana fahalalana koa…
Alahady 24 martsa- Lioka 19 : 44 Hiditra vohitra malaza toa an’i Jerosalema Jesosy araka ny voalaza. Zanaboriky no nofidiny…