Année : 2008

Indro, Ity Zaza ity

TENY ho vakiana Genesisy 15.1-6 ; 21.1-3 Hebreo 11.8-19 Lioka 2.22-40 Ny alahady anio dia natokana ho fahatsiarovana ny fianakaviana. Ary…

Ny Feo

ISAIA 61.1-11 1 Tesaloniana 5.16-24 Jaona 1.6-8,19-28 Miditra amin’ny alahady fahatelo ny advento isika androany. Ny tsapa raha jerena ireo…

Tsy mendrika …aho

TENY ho vakiana Isaia 40.1-11 2 Petera 3.8-14 Marka 1.1-8 Miditra amin’ny alahdy faharoa ny Advento isika ary androany dia…

Tsy fantatrareo na…

ISAIA 63.16-64 1 Korintiana 1.3-9 Marka 13.33-37 Miditra amin’ny taombaovao ny Fiangonana isika satria anio no alahady voalohan’ny Advento. Ny…

Hay Jesosy iny !

TENY ho vakiana Ezekiela 34.11-17 1 Korintiana 15.20-28 Matio 25.31-46 Tamin’ny heriny isika dia nijery ny ampamoaka momba ny talenta….

Didy lehibe

TENY ho vakiana Eksodosy 22.20-26 1 Tesaloniana 1.5-10 Matio 22.34-40 Tamin’ny heriny dia hitatsika fa na dia niezaka ny hamandrika…

Mihainoa

TENY ho vakiana Isaia 5.1-7 Filipiana 4.6-9 Matio 21.33-43 Raha nanomboka ity fanoharana ity Jesosy dia niteny hoe : « Mihainoa ». Isika…

Tsy rariny ?

TENY ho vakiana Isaia 55.6-9 Filipiana 1.20-27 Matio 20.1-16 Tsy rariny ! Izany no ao an-tsaina raha mamaky ity fanoharana nataon’i…

Tena Tia…

TENY ho vakiana Nomery 21.4-9 Filipiana 2.6-11 Jaona 3.13-17 Ny toko sy adininy voalahatra hodinihina androany rehefa fakafakaitsika dia mamitina…

Fiangonana maha-te ho tia

TENY ho vakiana Ezekiela 33.7-9 Romana 13.8-10 Matio 18.15-20 Tamin’ny tapa-bolana dia niresaka momba ny Fiangonana isika izay nolazain’i Jesosy…

Ny Fiangonako

TENY ho vakiana Isaia 22.19-23 Romana 11.33-36 Matio 16.13-20 Raha nanaraka ireo teny notoriana nandritry ny roa tokom-bolana isika dia…

Hay ve i Kristy !

Lioka 24 : 13 – 35 MORAMORA tokoa ny fihaonana’ny olona eny an-dàlana na dia tsy mifankahalala aza. Jereo ange raha…

Tompoko mino aho

TENY ho vakiana 1 Samoela 16.1-13 Efesiana 5.8-14 Jaona 9.1-41 Miditra amin’ny alahady faha efatry ny karemy isika. Fahagagana iray…