Tompo ô ! mamelà

TOMPO ô rahoviana ny olombelona vao hitsahatra ny hitsara sy hanameloka Anao. Mamelà heloka fa be fitiavana Ianao. Hazavao ny…

Hay ho ahy

TOMPO ô, hay ho ahy ! Sy fanavotanao fanahy No mba nahatongavanao Tamin’izao toniolo izao, Ka na ny voninahitrao, Na izay…

Vavaka ho an’ny ady

ANKEHITRINY Tompo manondrika ny lohanay izahay mivavaka Aminao. Betsaka ny ady ren’ny sofinay sy tazan’ny masonay. Malahelo mafy ny fonay….

Omeo fahendrena

TOMPO ô, misaotra anao aho raha mbola afaka misokatra ny vavako ka miantso ny anaranao noho ity andro ity. Mibaliaka…

Ny fahalemenay

ANDRIAMANITRA ô ! Marobe ny zavatra tianay hangatahinay. Fa anio dia te hiresaka Aminao manokana ny fahalemenay izahay. Malemy satria miroaroa…

Avia Jeso Tompo

TENY HO VAKIANA ISAIA 61 : 1-2, 10-11 I TESALONIANA 5 : 16-24 JAONA 1 6-8, 19-28 Miditra amin’ny alahady fahatelon’ny Advento…

Ny SIDA

ANDRO natokana eran-tany hiadina amin’ny aretina : sida Ny tantaran’ ’i Hezekia no azo hisintonana tonom-bavaka androany.  » Ary tamin’izany andro…

NY toetr’andro

TOMPO Andriamanitray ô tsy miova Ianao. Tsaroanay ankehitriny fa miovaova izao rehetra izao eny fa na dia ny heverina tsy…

Mba ho iray izy rehetra

VAVAKA Tompo, Andriamanitra ô ! Misaotra anao fa mbola velon’aina ka afaka mivavaka aminao indray. Betsaka ny zavatra tiako ho resahina…