Ta Parole est ma lumière
Jean 1: 1- 18. L’année va bientôt s’achever. Nous avons vécu au niveau mondial des événements douloureux dans plusieurs pays….
Jean 1: 1- 18. L’année va bientôt s’achever. Nous avons vécu au niveau mondial des événements douloureux dans plusieurs pays….
Dinidinika Mahasoa: NY FIFOHAZANA SY NY MAHA MPIANDRY (Tandindonin doza!!) Source: https://www.facebook.com/epubnamur/ Articles similaires: NENY VOLAHAVANA GERMAINE FARIHIMENA sy Dadatoa…
Fa nahoana no nandrasana Ianao Jesosy ka tsy tonga Tsy tianao ve ny tranonay noezahana no haingona Nasianay hazo krismasy…
Indro ny vavaka natolotry ny « Eglise Malgache en France ». Voasoratra tao amin’ny « EVANGILE ET LIBERTE » mensuel -103ème année octobre 1989…
Alahady faharoa ny Advento 2017 Marka 1 : 1- 8 Jesosy dia efa tovolahy vonona ny hiasa no hita ato amin’ity…
Marka 13: 33-37 Maherihery ihany ny teny notantarain’i Marka ho nolazain’’i Jesosy eto amin’ity fanoharana ity. Nefa dia toa izany…
Misaotra an’Andriamanitra lehibe noho ny nanomezany aina nahatratrarako ny fankalazana ny 500 taona ny REFORMA na FANAVAOZANA. Iza moa no…
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY AN-DAFY SAMPANA VEHIVAVY KRISTIANA –FPMA Fivoriana tao ATHIS MONS- Lysea Saint Charles-Asabotsy 23 septambra 2017 …
Genesisy 7 (indrindra ny andininy 12, 18, 24 ) Ny safodrano Asa izay naha-tadidy fa tany Madagasikara tany amin’ny faritra…
J’ai eu la nostalgie de relire des textes de prédication de Martin Luther King ce dernier weekend d’août 2017. Mes…
Araka ny tantara dia nihira RASALAMA martiora alohan’ny handefonana azy. Nanana hery lehibe tokoa izy teo amin’ny fanatanterahana izany.Raha lefonina…
Voninahitra no atolotra an’Andriamanitra ny amin’ny nahatratrana izao fotoana 14 aogositra 2017. Andro fahatsiarovana ny nandefonana an-dRASALAMA nahatonga azy ho…
Ny Toby dia ireo toerana izay efa nolazaintsika fa ilasian’ny maro avy amin’ny faritra samihafa mba hiara-mivavaka. Tany am-boalohany ireo…
Ny volana Jolay ka hatramin’ny novambra eo no fotoana hamangian’ny kristiana maro ny Toby misy eto Madagasikara. Voaomana mialoha ny…
Naneno ny lakolosin’ny fahaleovantena Natao veloma ny vahiny nitantana ny tena Voaomana ny hiram-pirenena Niara-niredona ny vahoaka sesehena Nitotorebika satria…
Alim-bavaka 26 JONA 2017. Ny ACAT : Action Chrétienne pour l’Abolition de la Torture et la peine de mort et de…
Ny raiko ? Tanora dia tanora Faly ery nandray ahy moramora Nakekeziny ny tratrany Nofefeny tamin-tsandriny Safoiny malefaka ny lohako Norokorohony…
Mihena isa angaha ny vatan-dehilahy Ka tsy nahatohatra ny asa ratsin’ireo jiolahy Loza be mananontanona ho an’ny tanana Namporisika ny…
Ny Fanahy Masina efa tonga hatry ny ela nambomba izao tontolo izao manontolo.Tsy mitsahatra Izy mampahery : Ireo nihahaka hovoriany…
Reko fa any lavitra any Fanagejana mafy ny tany. Ny manam-pahefana nifandimby Nandrapaka harena sarobidy Naroso ho an’ny mpividy Ny…
(Tononkalo vitsivitsy mandritra ny volana Jona 2017) Lasa ny masoandro Manao veloma ny andro Mamitsaka ny olona Mametraka ilay…
Isaorana Andriamanitra Tompon’ny aina mbola manome tombon’andro ho anao Reny, ho antsika Reny. Tsy voavidy vola izany fanomezana izany.Fahasambarana lehibe…
Genesisy 16: 1 – 16 Abrama izay niova ho Abrahama ny anarany taty aoriana dia voalaza fa rain’ny mpino. Natoky…
Matio 28: 1 – 10 Mifarana eto amin’ity toko faha 28 ity ny tantara momba an’i Jesosy ato amin’ny filazantsaran’i…
Golgota toerana malaza satria teo no nahafatesan’i Jesosy, ilay natao hoe Zanak’Andriamanitra. Maty tahaka ny olombelona rehetra noho ny ratra…