Mpitily toa inona ?
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
Ezekiela 33 : 1-10 Mandray anjara fitenenana ny Tompo ho an’ny firenena. Misy olona izay voafidy nirahina hanatanteraka izany.
I Mpanjaka 3 : 5-12 Solomona dia nanambady ny zanakavavin’i Farao tany Egypta. Davida mpanjaka no rainy. Nalaza ara-tantara ary…
Detoronomia : 8 Lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra. Nomeny tany ny fireneny.
1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…
Asan’ny apostoly 1 : 12 – 14 Fahafatesana. Fitsanganana tamin’ny maty. Fisehoana. Fandaovana. Izany no nisesy alohan’ny nisarahan’i Jesosy tamin’ny mpianany.
Matio 26 : 17-29 Fomba fanao rehefa mandindona ny olona sasany ny fahafatesany dia voriany ny olona akaiky azy indrindra. Toy…
TANTARA feno fitsapana ny an’i Josefa sy Maria ary Jesosy. Tezitra tamin’izy ireo Heroda. Tsy ekeny izao fahaterahana izao sy ny fisin’io zaza io eo amin’ny fanjakany.
Kanjo, tsy nampoizina ny re tamin’ny nofin’i Josefa.
Ny voalohany : « Mitsangana ianao, ka ento ny zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta ary mitoera any ambara-pilazako aminao ny fotoana hiverenanao… ».Azo hadika koa hoe : « Tonga saina ianao izao ka aza variana . Mialà eo amin’ny taninao. Satria Heroda dia tonga fofona ka te-hamono ny zaza. Dieny izao tsy misy hatak’andro, miainga ianareo”.
TENY ho vakiana Isaia 62 : 11-12 Hebreo 1 : 1-6 Matio 2 : 1-12 Tranga roa no havadibaditsika isan-taona rehefa miresaka ny…
1 Tantara 21 TANTARA mahavariana. Tena nisy. Ahaba no Mpanjaka, Jezebela no vadiny. Tia tena, tia misoloky . Hany ka…
TENY HOVAKIANA MPITORITENY 1 : 1 -2, 2 : 21-23 KOLOSIANA 2 : 20 -23, 3 : 1-17 LIOKA 12 :13-32 Zava-misy hatram’izao ny…
TENY HOVAKIANA AMOSA 8 : 4-7 I TIMOTY 2 : 1-8 LIOKA 16 : 1-13 « Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy mamôna hianareo. » Eto…
TENY HOVAKIANA GENESISY 18 : 16-33 KOLOSIANA 2 : 1-19 LIOKA 11 :1-13 Mahagaga antsika ny mahita an’i Jesosy eto amin’ity Filazantsara…
TENY HOVAKIANA Genesisy 18 : 1-15 Kolosiana 1 : 24- 2 : 10 Lioka 10 :38-42 Tovovavy roa samy nipetraka tao Betania. Tovovavy…
TENY HOVAKIANA DEOTERONOMIA 30 KOLOSIANA 1 : 12-23 LIOKA 10 :25-37 Hatramin’ny andro naha-teto an-tany an’i Jesosy no nametrahan ny olona…
TENY HOVAKIANA ISAIA 66 : 10-14 GALATIANA 6 : 14-18 LIOKA 10 :1-20 Raha mandinika ireto andininy natao ho torina ireto isika…
TENY HO VAKIANA ZAKARIA 12 : 7-14, 13 : 1 GALATIANA 3 : 15-29 LIOKA 9 : 18-27 Fanontaniana roa no napetrak’i Jesosy eto…
JAONA 20 : 22 Efa diso hay loatra ny tantaran’ny Pentekostra araka izay hahitantsika ao amin’ny Asan’ ny Apostoly ; ka mazàna…
TENY hovakiana 1 tesalonisiana 4.13-18 lioka 24.33-53 salamo 47 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe dia ny Paska sy ny…
TENY HOVAKIANA Asan’ny Apostoly 10.34-43 romana 6.3-11 LIOKA 24 : 14-35 Raha niezaka nitady ny toerana misy an’i Emaosy ny mpandinika…
TENY ho vakiana Isaia 42 16-21 Filipiana 3 : 8-14 Jaona 8 : 1-11 Isan’ny tantara manana ny lanja ato amin’ny Filazantsara…
TENY ho vakiana Josoa 5 : 10-12 2Koritiana 5 : 17-21 Lioka 15 : 1-3 , 11-32 Nomena anarana hoe : ny fanoharana momba…
TENY ho vakiana Eksodosy 3 : 1-15 I Koritiana 10 : 1-12 Lioka 13 : 1-9 Betsaka ny zavatra mitranga amin’izao fotoana izao…
TENY HOVAKIANA Genesisy 15 5-19 Filipiana 3 : 17-21, 4 : 1 LIOKA 9 :28-36 Tsy vitsy no milaza fa mino fa…
TENY ho vakiana Deotormonia 26 4-10 Romana 10 : 8-13 Lioka 4 : 1-13 Miditra amin’ny alahady voalohany amin’ny Karemy isika. Ny…
TENY hovakiana Jeremia 17 : 5-8 IKoritiana 15 : 12, 16-20 Lioka 6 17, 20-26 Fantatsika kokoa ny Fahasambarana voalaza ao amin’ny…