Mihainoa
TENY ho vakiana Isaia 5.1-7 Filipiana 4.6-9 Matio 21.33-43 Raha nanomboka ity fanoharana ity Jesosy dia niteny hoe : « Mihainoa ». Isika…
TENY ho vakiana Isaia 5.1-7 Filipiana 4.6-9 Matio 21.33-43 Raha nanomboka ity fanoharana ity Jesosy dia niteny hoe : « Mihainoa ». Isika…
TENY hovakiana Ezekiela 18.25-28 Filipiana 2.1-11 Matio 21.28-32 Mazàna no mieritreritra isika fa misy olona tsy mety hiova mihitsy. Lazaitsika…
TENY ho vakiana Isaia 55.6-9 Filipiana 1.20-27 Matio 20.1-16 Tsy rariny ! Izany no ao an-tsaina raha mamaky ity fanoharana nataon’i…
TENY ho vakiana Nomery 21.4-9 Filipiana 2.6-11 Jaona 3.13-17 Ny toko sy adininy voalahatra hodinihina androany rehefa fakafakaitsika dia mamitina…
TENY ho vakiana Ezekiela 33.7-9 Romana 13.8-10 Matio 18.15-20 Tamin’ny tapa-bolana dia niresaka momba ny Fiangonana isika izay nolazain’i Jesosy…
TENY ho vakiana Jeremia 20.7-9 Romana 12.1-2 Matio 16.21-27 Efa tena mahazatra antsika angamba ny fanekem-pinoana ka tsy dia nanaitra…
TENY ho vakiana Isaia 56.1-7 Romana 11.13-32 Matio 15.21-28 Manaitra loatra antsika ny manaraka ity tantara ity. Toa tsy ilay…
1 Rois 19 : 9-13 ELIE, se trouve dans une situation compliquée. Il se réfugie dans une grotte. En tant que…
TENY ho vakiana Isaia 22.19-23 Romana 11.33-36 Matio 16.13-20 Raha nanaraka ireo teny notoriana nandritry ny roa tokom-bolana isika dia…
MATTHIEU 9 : 36- 37 36 Voyant les foules, il fut pris de pitié pour elles, parce qu’elles étaient harassées et…
Lioka 24 : 13 – 35 MORAMORA tokoa ny fihaonana’ny olona eny an-dàlana na dia tsy mifankahalala aza. Jereo ange raha…
TENY ho vakiana 1 Samoela 16.1-13 Efesiana 5.8-14 Jaona 9.1-41 Miditra amin’ny alahady faha efatry ny karemy isika. Fahagagana iray…
TOMPO ô ! renao isan’andro ny fitalahon’ny olona maro eto amin’izao tontolo izao. Toa lasa fomba fiteny mantsy ny hoe « ady…
TOMPO ô ! Misaotra anao izahay fa mbola tia anay Ianao. Feno fifaliana ny fonay fa tsy manadino anay Ianao. Marobe…
MATIO 2 : 1- 12 Ny fahaterahan’ny zazakely matetitka dia miteraka fifaliana ho an’ny rehetra. Satria miampy indray ny fianakaviana no…
ANDRIAMANITRA ô, misaotra anao izahay noho izao andro vaovao izao. Mahatsiaro kely sy bitika eo anatrehan’ny Fitiavanao. Mivavaka Aminao izahay…
TOMPO Andriamanitra ô, manetry tena eo anatrehanao izahay. Mihaino vavaka Ianao ary isaoranay Anao izany. Faly tokoa ny fonay rehefa…
DISO fihevitra izay mieritreritra fa hijery na hitady fahagagana no andehanana any Farihimena na any amin’ny « Toby » hafa. Misy fahagagana…
INDRO zaraina aminao mpamaky fahatsiarovana vitsivitsy tamin’ny fotoanan’ny Pasaka fahiny tao Farihimena. Vitsy ny olona avy Antananarivo no mamonjy io…
FOTOANA hamonjena sy hankalazana ny 26 Aogositra any Farihimena izao herinandro izao : Fivoriamben’ny Fifofazana. Matetika ny mpikarakara sy ny mpiandraikitra…
172 taona lasa izay no nanaovana printy ny Baiboly malagasy voalohany.Ezaka lehibe izany. Ary vao tsy ela akory izay dia…
Kalokalo isakarazany no re amin’izao fotona hankalazana ny fetin’ny mozika izao.Samy manana izay hanitra maha izy azy ny firenena rehetra…
ISAORANAY Ianao ry Andriamanitra mpanome aina fa mbola afaka mankalaza ny fetin’ny ray izahay. Mivavaka izahay : Ho an’ny ray feno…
MISAOTRA anao Andriamanitra fa mbola nomena fotoana hahatsiarovana ny fetin’ny reny. Mivavaka izahay : Ho an’ny reny rehetra feno fifaliana, fa…
JAONA 20 : 22 Efa diso hay loatra ny tantaran’ny Pentekostra araka izay hahitantsika ao amin’ny Asan’ ny Apostoly ; ka mazàna…