Jesosy mitomany

TENY ho vakiana Isaia 50 : 4-7 Filipiana 2 6-11 Lioka 19 28-40 Manomboka androany izay lazaitsika hoe Herinandro Masina. Raha…

Aza manota intsony

TENY ho vakiana Isaia 42 16-21 Filipiana 3 : 8-14 Jaona 8 : 1-11 Isan’ny tantara manana ny lanja ato amin’ny Filazantsara…

Ilay Ray adala

TENY ho vakiana Josoa 5 : 10-12 2Koritiana 5 : 17-21 Lioka 15 : 1-3 , 11-32 Nomena anarana hoe : ny fanoharana momba…

Tiavà ny fahavalonao

TENY ho vakiana I Samoela 26 : 2-23 I Koritiana 15 : 45-49 Lioka 6 : 27-38 Ny Filazantsara novakiantsika androany dia mitohy…

Sambatra ny malahelo

TENY hovakiana Jeremia 17 : 5-8 IKoritiana 15 : 12, 16-20 Lioka 6 17, 20-26 Fantatsika kokoa ny Fahasambarana voalaza ao amin’ny…

Ny sambokely

TENY ho vakiana ISAIA 6 : 1-8 I KORITIANA 15 : 1-17 LIOKA 5 : 1-11 In’efatra raha amin’ny Testementa Vaovao no jerena…

Betsaka ny fitahina

ANDRIAMANITRA ô, fifaliana sy fahoriana no mifandimby eto amin’ny fiainana an-tany. Ampio aho hatoky anao mandrakariva. Matetika ny vaovao mampalahelo…

Teo Jesosy

TENY ho vakiana Isaia 62 : 1-5 I Koritiana 12 : 4-11 Jaona 2 : 1-12 Mbola tavela hatramin’izao ny fiheverana fa fady…

Ary manao zava-dehibe…

MIPOSAKA indray ny andro mitondra fahazavana ho an’izay tandrifiny. Mihetsika hiatrika ny asa aman-draharaha ny rehetra. Somebiseby sy miazakazaka sao…

Andro maro

TOMPO Andriamanitray ô, misaotra Anao fa mbola velona handia ny taona vaovao 2007. Nomena 365 andro mba handamina sy hanavao…

Josefa sy Maria

TENY ho vakiana Mika 5 : 1-4 Hebreo : 10 : 5-10 Matio 1 : 18-25 Rahapitso no Krismasy ary amin’ity alahady faha efatran’ny…

Eny tokoa,

ENY tokoa, Tompo ô ! Efa tonga teto an-tany Ianao fahiny elabe. Tianao mantsy ny olombelona ka tsy nandà ny nanirahin’ny…

Ianao koa

Lioka 3 : 1-6 MARO ireo manam-pahefana voatanisan’ny tantara eto. Manoloana azy ireo Jesosy dia toa hoatrin’ny bitika. Ny firenena hanjakan’izy…

Tsy kivy

IMPIRY no nahatsiaro isika fa toa very rehefa mahare ny zava-mitranga isan’andro amin’ny filazam-baovao. Toa ohatrin’ny levona ny fahazavan’ ny…