Ry tsy miova ô !

RY tsy miova ô ! Indraindray dia tsaroana fa mafy ny fiainana. Nisy tara-pahazavana nipoitra na dia mbola lavitr’ezaka vao tomombana…

Fisalasalana ?

AMPIO aho Tompo ô mba tsy hisalasala fa Ianao tokoa Ilay Zanak’Andriamanitra tonga tety an-tany nitondra famonjena ho anay. Eny…

Tia antsika Andriamanitra

ALAHADIN’ny Reformasiona androany. Isaia 55 : 1- 11 Mahavariana ny fahamarinan’ny tenin’i Isaia. Telo no fanamarihana atao eto : 1. Ny rano…

Isaorako Ianao

ISAORAKO ny Tompo Andriamanitra mitahy sy mitsinjo ny tany rehetra. Eny sambatra izay mametraka ny fiainany eo am-pelatanany ary matoky…

Vavaka mangina

NY tenin’Andriamanitra no nanaovana ny lanitra. Ary ny fofonain’ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra (Salamo 33:6) Aoka isika hivavaka…

Marka : Taridalana

TSARA ho fantatra amin’ny fandinihina ny filazantsaran’i Marka. Misy toko 16 io boky io. Ny toko iray avy dia misy…

Maheraza mivavaka

TOMPO ô, efa fonenay hatramin’ny taranaka rehetra Hianao. Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao…

Mivavaha mandrakariva

SAMBATRA izay rehetra matahotra an’Andriamanitra, Dia izay mandeha amin’ny làlany ( Salamo 128:1) Mivavaha mandrakriva . Eny fa na dia…

Ny asa tànan’Andriamanitra

NY lanitra mitory ny voninahitr’Andriamanitra ; Ary ny habakabaka manambara ny asan’ny tànanany.Salamo 19:1 Miaraka mivavaka amin’ireo kristianina ao Arménie, Azerbaïdjan…

Vonjeo aho

VONJEO amin’ny anaranao aho, Andriamanitra ô, Ary omeo rariny aho araka ny herinao. Andriamanitra ô, henoy ny fivavako ; Mihaino ny…

Mitenena Tompo ô.

MITENENA Tompo ô fa mihaino ny mpanomponao. Ampangino ny kotaba rehetra manodidina mba hahazoko mihaino tsara ny Teninao. Sokafy ny…

Ecoutez-le

MARC 9 : 2 à 10 Jésus a coutume de se mettre à l’écart avec ses disciples. C’est un temps favorable…

Mampianara anay

ENY Tompo ô, amin’ny alalan’ny Teninao dia faly izahay mihaino Anao. Indraindray mety hadinonay izany ka mamela anay. N’aiza n’aiza…

Fisarahana

ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy ny mpanoratra ny salamo raha eo anoloann’ny fahafatesana. Kanefa dia tsy mety aho…

Mandehana

MANDEHANA hoy ny Tompo. Izay no hafatra nomena androany. Mandehana mitory ny Vaovao Mahafaly ho an’ny olona rehetra. Aza matahotra…

O ry firenena (1)

O ry firenena TSY handry ny nahatongavan’izao fotoan-dehibe izao. Hankalaza ny fahafahana miaraka ny vahoaka manontolo. Misaora an’Andriamanitra fa mbola…

Ilay andro tsara

ANDRO voalohany Variana aho amin’ny fitantarana ny famoronana ny tany. Nahay tokoa Ilay nahatanteraka izany. Niova endrika ny tany, Teny…

Nouvelles langues

« Génial ce Dieu créateur. IL est le seul à nous comprendre dans toutes nos langues. Béni soit-il pour cette langue…

Ny fifidianana

TENY ho vakiana Asan’Apostoly 10 : 25-48 I Jaona 4 : 7-10 Jaona 15 9-17 Teny diso haitsika tsianjery fa mazàna torina…