Année : 2003

Mpamonjy no teraka

TENY ho vakiana LIOKA :1-14 Tantara efa diso haitsika loatra. Ary efa impiry moa isika no nadreha toriteny izay notakarina…

Ilay avy aoriako

TENY ho vakiana ISAIA 12 FILIPIANA 4 : 4-7 LIOKA 3 :10-18 Tamin’ny heriny isika dia niresaka ny momba ny fibebehana…

Jaona Mpanao Batisa

ISAIA 60 : 1-11 FILIPIANA 1 : 4-11 LIOKA 3 : 1-6 Zavatra roa no mahalasa fisainana antsika raha mijery izay voalaza ato…

Misy ve Andriamanitra ?

TENY ho vakiana Jeremia 33 : 12-17 I Tesaloniana 3 : 12-13 Lioka 21 : 25-38 Miditra amin’ny taom-baovao Kristiana isika androany dia…

Ny talenta

TENY HO VAKIANA OHABOLANA 31 : 10-31 I TESALONIANA 5 : 1-11 MATIO 25 : 14-30 Fitenitsika ny hoe manan-talenta, fiteny koa ny…

Ny virjina folo

TENY ho vakiana OHABOLANA 8 : 10-20 , 21b-36 I TESALONIANA 4 : 13-18 MATIO 25 :1-13 Hitatsika eto am-panomboana ity Fanoharana…

Je cherche une Parole

Là-BAS se trouve un grand cimetière. Depuis quelques jours, les fleuristes s’installent devant l’entrée. Le temps est maussade et gris….

Ny fitiava-kiseho

TENY ho vakiana MALAKIA 1 : 14b, 2 : 1-10 I TESALONIANA : 2 : 7-13 MATIO 23 : 1-12 Ny filazantsaran’i Matio voalahatra ho…

Ny Reformasiona

ISAN-TAONA eo amin’ny tantara , azo lazaina aza fa ao anatin’ny tantaran’ny Fiangonana dia mankalaza ny 1 novambra ho fetin’ny…

Andro fiakarana

Teny ho vakina ASAN’ NY APOSTOLY 1 : 1-11 EFESIANA 1 : 17-23 MARKA 16 : 15-20 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe…

Mavoloha

TSY hiresaka politika akory isika raha hiresaka an’i Mavoloha fa hiresaka kosa ny Fifohazam-panahy izay niatomboka tamin’ny 8 Septambra taona…

Vohay ny masoko

HIVAVAKA isika « Vohay ny Masoko ry Tompo ô Hahaizako izao mibanjina Anao. Hasehoy ahy re ny famarinanao . Vohay ny…

Emaosy

TENY HOVAKIANA ASAN’NY APOSTOLY 3 :13-26 I JAONA 2 : 1-5a LIOKA 24 : 14-35 Raha niezaka nitady ny toerana misy an’i…

Fiadanana ho anareo

TENY HOVAKIANA ASAN’NY APOSTOLY 4 : 32-35 I JAONA 5 : 1-6 JAONA 20 : 19-31 Mpianatra mbola safotry ny tahotra ny Jiosy…

Paska : Velona Jesosy

TENY HOVAKIANA ASAN’NY APOSTOLY 10 : 34-43 KOLOSIANA : 1-4 MATIO 28 : 1-10 otoana hafa sy vaovao no haterak’izany. Ny andininy voalohany…

Tompo ô ! mamelà

TOMPO ô rahoviana ny olombelona vao hitsahatra ny hitsara sy hanameloka Anao. Mamelà heloka fa be fitiavana Ianao. Hazavao ny…

Hay ho ahy

TOMPO ô, hay ho ahy ! Sy fanavotanao fanahy No mba nahatongavanao Tamin’izao toniolo izao, Ka na ny voninahitrao, Na izay…