Apetrao eto antsoriny ny tananao
ANDRIAMANITRA ô, rehefa nifanehatra tamin’ireo mpisambotr’Azy ny Zanakao dia tsy nampiseho fanoherana. Ary dia fampianarana lehibe ho anay izany. Aminay…
ANDRIAMANITRA ô, rehefa nifanehatra tamin’ireo mpisambotr’Azy ny Zanakao dia tsy nampiseho fanoherana. Ary dia fampianarana lehibe ho anay izany. Aminay…
Marka 14 : 43 – 52 Jodasy mpamadika. Izany no teny voalohany tonga ao an-tsaina raha vao avy namaky ny tantara….
MARKA 14 : 43 – 52 Jodasy mpamadika. Izany no teny voalohany tonga ao an-tsaina raha vao avy namaky ny tantara….
ANKEHITRINY Tompo manondrika ny lohanay izahay mivavaka Aminao. Betsaka ny ady ren’ny sofinay sy tazan’ny masonay. Malahelo mafy ny fonay….
Marka 14 : 32 – 42 Manjohy hatrany an’i Jesosy ny mpianany. Eto dia notsongainy i Petera sy Jakoba ary Jaona…
NY bokin’ny Salamo no hira voalohan’ny Fiangonana. Antsoina koa hoe Hira-Vavaka. Azonao atao solom-bavaka izy io ankehitriny. Avy amin’ny Salamo…
ISAIA 50 : 4-7 FILIPIANA 2 : 5-11 MARC 11 : 1-11 Miditra amin’ny herinandro farany mialohan’ny Paska isika. Manomboka eto ilay antsoina…
TOMPO ô, misaotra anao aho raha mbola afaka misokatra ny vavako ka miantso ny anaranao noho ity andro ity. Mibaliaka…
ROA volana izay Tompo no nandiavanay ity taona ity. Isa-maraina aho dia mihevitra fa hibalika hatrany ny andro. Eny, miposaka…
TOMPO ô, misaotra anao aho raha mbola afaka misokatra ny vavako ka miantso ny anaranao noho ity andro ity. Mibaliaka…
FA tsy nijanona tamin’izay Andriamanitra, ny taona 1927 dia vehivavy indray no nofidy. Raha tany amin’ny faritra niasan’ny loterana no…
ANDRIAMANITRA ô ! Marobe ny zavatra tianay hangatahinay. Fa anio dia te hiresaka Aminao manokana ny fahalemenay izahay. Malemy satria miroaroa…