Année : 2016

Ripaka ny olona !

Tsy tononkalo, tsy vavaka fa filazana ny amin’izao ankehitriny izao. Mitovy tamin’i tananan’i Ninive ve ny mitranga amin’ny faritra sasany…

26 Jona 2016

Tafo Nancy Miarahaba antsika amin’ny anaran’ny Tompo Jesoa. Isan-taona ny FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy Aty an-dafy) sy ny Fiangonana katolika…

Tantaran’ny raiko.

Topimaso tamin’ny fiainan’ny ray vitsivitsy. Ny raiko dia olona nanankarena sy nanam-pahaizana. Fa saingy niavona dia niavona. Nahamenatra izany toetran’izany…

Tantaran’ny reniko.

Ampahan-tantara telo no atolotra eto amin’izao fankalazana ny fetin’ny Reny izao.Hahatsiarovana ireo Reny izay nandalo fotoan-tsarotra tamin’ny  nahatongavany ho reny….

Paska 2016

Ny alahadin’ny Paska dia fahatsiarovana sy fankalazana ny nitsanganan’ i Jesosy Kristy tamin’ny maty no voalohany. Ho an’ny kristiana ny…

Ny kapoka

Nahavariana ahy ny fampiasana ny teny hoe « Kapoka » ao amin’ny Baiboly. Voalazan’ilay Ralehilahy tamin’ny alahady maraina (31 jan) manao…

Miasa, hoy ny Tompo.

Jeremia 1 : 4 – 19 Ho an’izay te-hahalala ny tantaram-pirenena iray momba ny fahininy dia ny bokin’i Jeremia anisan’izany.  …

Janoary 2016

Soratra Masina nalaina tamin’ny bokin’i Jeremia. Ny zavatra nitranga tamin’ny fotoanany dia tsy misy hafa amin’izao hiainantsika izao.Na eo amin’ny…