Hitoe-jaza Maria
Lioka 1:26-38 (alahady fahatelo amin’ny Advento 2014) Ary tamin’ny fahenim-bolana dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any…
Lioka 1:26-38 (alahady fahatelo amin’ny Advento 2014) Ary tamin’ny fahenim-bolana dia nirahin’Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any…
Tompo Andriamanitra ô! Aiza ny famonjena ny firenenay mihosina vovoka. Maina ny tenda. Tsy afaka miteny intsony. (14.12.14) Tompo Andriamanitra…
Isaia 40: 1-11 «Ampiononinareo, ampiononinareo ny oloko » hoy Andriamanitra. Latsaka an-katerena ny firenen’Andriamanitra tamin’izany fotoana izany satria babo. Kivy tanteraka…
Un tapis de myosotis avec ses secrets infinis révélant la vie tout doucement. Vies florissantes parfumantes vous font pleurer à…
JAKOBA lehilahy nanana tantara mahalina Genesisy toko faha-25 : andininy faha-19 ka hatramin’ny toko faha-36 Famintinana ny tantaran’i Esao sy Jakoba….
Perikopa ny alahady 2 novambra 2014 Matio 23: 1-12 Nomen’Andriamanitra an’i Mosesy tao an-tendrombohitry Sinay ny Lalàna.Ary nohitarina aza…
Fisaorana an’Andriamanitra no voalohany raha afaka milaza fa velona nandritra ny 90 taona ny Tily eto Madagasikara . Noho ny…
Ity fankalazana ity dia nanomboka tao amin’ny Fiangonana FJKM Betafo (7 sept.), avy eo ao FJKM Anosivavaka (8sept.), ary nifarana…
Le soleil s’est éclipsé comme chassé. Les nuages menacent.
Batisa iray Ny sakramentan’ny Batisa dia hiainana ao amin’ny Fiangonana eran’izao tontolo izao. Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary…
Jean 20 : 19 – 31 19 Le soir de ce jour, qui était le premier de la semaine, les portes…
Fifaliana tsy misy ohatrin’izany ny an’ny kristiana rehefa tonga ny andron’ny Paska.Tsiky sy faharavona no hita eny amin’ny tarehy….
Tao anatin’ny alahelo ireo mpanaradia an’i Jesosy. Josefa avy any Arimatia no nikarakara ny fandevenana Azy. Inona intsony moa no…
Ny Zoma no heverina fa fotoana nandalovan’ny Tompo Jesoa ny mafy indrindra. Tsy afaka nanao na inona na inona…
Samy manana ny fotoana ankalazana ny herinandro masina ny Fiangonana tsirairay. Ao ny manao izany manomboka ny alahadin’ny sampan-drofia ka…
Matthieu 20:29 – 21: 11 Jésus et ses disciples furent souvent entourés par la foule. C’est devenu une habitude de…
Ho an’izay nanontany ny amin’ny Karemy. Ity misy lahatsoratra nosoratan’ny mpitandrina mpiara-miasa. Hita ao amin’ny « Paroles Protestantes » Le magazine des…
2ème dimanche de carême 2014 Matthieu 17: 1-9 Les disciples de Jésus les plus proches ont été souvent avec…
Maro ny milaza fa fikapohan’Andriamanitra ny fahoriana na ny loza manjo ny olona na firenena . Mahagaga ihany izany eritreritra…