Catégorie : Toriteny

Fiadanana ho anareo

TENY ho vakiana Jaona 20 : 19-29 Fiadanana ho anareo, in-telo miverina eto amin’ny Filazantsaran’i Jaona, ary indray mandeha ao amin’i…

Zoma Masina

TENY ho vakiana Marka : 14 Ary hoy izy taminy( Petera, Jakoba, Jaona) : Fadiranovana loatra ny Fanahiko toy ny efa ho…

Alakamisy Masina

TENY ho vakiana Marka 14 : 12-25 Tonga ny fotoana andro hankalazana ny Paska. Ary dia nanontany an’i Jesosy ny mpianatra…

Herinandro Masina Talata

TENY ho vakiana Genesisy 4 :1-16 Aty am-piandohan’ny Soratra Masina dia hahitantsika ny tantaran’ny nahariana ny olombelona sy ireo olona…

Paska 2004

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 10 : 34 – 48 ( Tsara raha vakina ny toko manontolo) Miarahaba anao indray tratry…

Ny fahavalo

TENY ho vakiana I SAMOELA 28 I KORITIANA 15 : 45-49 LIOKA 6 : 27-38 Raha ny Filazantsara arakan’ I Matio no…

Fahasambarana

TENY ho vakiana JEREMIA 17 : 5-8 I KORITIANA 15 : 12-20 LIOKA 6 : 17-26 Androany dia miditra amin’ireo fahasambarana nolazain’i Jesosy…

Fiangonana maty feo

TENY HOVAKIANA DEOTORNOMIA 18 : 15-22 I KORITIANA 7 : 32-35 MARKA 1 : 21-28 Raha ireo teny ao amin’ny Filazantsara araka i…

Mpanarato

TENY vakina Jona : 3 1 Korintiana 7:29-31 Marka 1 : 14-20 Amoron-dranomasina toerana ialam-boly. Hitaninana andro na hanorenana trano fasika ho…

Jery hatrika

TENY HOVAKIANA I SAMOELA 3 : 1-19 1 KORITIANA 6 : 12-20 JAONA 1 : 35-51 Izay voasoaratra ao amin’ny Filazantsaran’i Jaona dia…

Epifania

TENY HO VAKIANA ISAIA 60 : 1-6 EFESIANA 3 : 2-6 MATIO 2 1-12 Isan’ny tantara tsy azo sarahina amin’ny tantaran’ny Krismasy…

Mpamonjy no teraka

TENY ho vakiana LIOKA :1-14 Tantara efa diso haitsika loatra. Ary efa impiry moa isika no nadreha toriteny izay notakarina…

Ilay avy aoriako

TENY ho vakiana ISAIA 12 FILIPIANA 4 : 4-7 LIOKA 3 :10-18 Tamin’ny heriny isika dia niresaka ny momba ny fibebehana…

Jaona Mpanao Batisa

ISAIA 60 : 1-11 FILIPIANA 1 : 4-11 LIOKA 3 : 1-6 Zavatra roa no mahalasa fisainana antsika raha mijery izay voalaza ato…

Misy ve Andriamanitra ?

TENY ho vakiana Jeremia 33 : 12-17 I Tesaloniana 3 : 12-13 Lioka 21 : 25-38 Miditra amin’ny taom-baovao Kristiana isika androany dia…

Ny talenta

TENY HO VAKIANA OHABOLANA 31 : 10-31 I TESALONIANA 5 : 1-11 MATIO 25 : 14-30 Fitenitsika ny hoe manan-talenta, fiteny koa ny…

Ny virjina folo

TENY ho vakiana OHABOLANA 8 : 10-20 , 21b-36 I TESALONIANA 4 : 13-18 MATIO 25 :1-13 Hitatsika eto am-panomboana ity Fanoharana…

Ny fitiava-kiseho

TENY ho vakiana MALAKIA 1 : 14b, 2 : 1-10 I TESALONIANA : 2 : 7-13 MATIO 23 : 1-12 Ny filazantsaran’i Matio voalahatra ho…

Ny Reformasiona

ISAN-TAONA eo amin’ny tantara , azo lazaina aza fa ao anatin’ny tantaran’ny Fiangonana dia mankalaza ny 1 novambra ho fetin’ny…

Andro fiakarana

Teny ho vakina ASAN’ NY APOSTOLY 1 : 1-11 EFESIANA 1 : 17-23 MARKA 16 : 15-20 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe…

Emaosy

TENY HOVAKIANA ASAN’NY APOSTOLY 3 :13-26 I JAONA 2 : 1-5a LIOKA 24 : 14-35 Raha niezaka nitady ny toerana misy an’i…