Ny Fanjakan’Andriamanitra
TENY ho vakiana Genesisy 22 : 1-19 Romana 8 : 31-39 Marka 9 : 2-10 Tamin’ny heriny izay alahady voalohany amin’ny karemy ny…
TENY ho vakiana Genesisy 22 : 1-19 Romana 8 : 31-39 Marka 9 : 2-10 Tamin’ny heriny izay alahady voalohany amin’ny karemy ny…
TENY hovakiana Genesisy 9 : 8-15 I Petera 3 : 18-22 Marka 1 : 12-15 Miditra amin’ny alahady voalohany amin’ny Karemy isika androany….
TENY hovakiana Malakia 2 : 1-5 Hebreo 2 : 14-18 Lioka 2 : 22-40 Araka ny fomba Jiosy dia nentina tao amin’ny Tempoly…
TENY hovakiana I Samoela 3 :1-19 I Koritiana 6 : 12-20 Jaona 1 : 35-51 Ny teny voalahatra androany dia hahitatsika ny…
TENY hovakiana Isaia 8 : 1-6 Efesiana 3 : 2-6 Lioka 2 : 1-12 Rehefa Krismasy na ny kristiana mafana fo na ny…
TENY ho vakiana : Nomery 6 :22-27 Galatiana 4 : 4-7 Lioka 2 : 13-21 Misy fisehona tsy azotsika ialana raha miresaka Noely…
MARKA 13 : 32- 37 Petera, Jakoba, Jaona ary Andrea no mpianatra niaraka tamin’i Jesosy hita eto amin’ity toko faha 13…
azo vakina koa Isaia 52:7-10 ; Hebreo 1 : 1- 6 Jaona 1 : 1-18 ANDRO lehibe ho an’ny kristiana ny fankalazana indray…
Azo vakina Samoela II toko 7 and.1-16 ary Romana 16 and.25-27 Lioka 1 : 26-38 MALAZA eo amin’ny tantaran’ny famonjena ireto…
Azo vakina Isaia 61 : 1-3 ary andininy 10-11. Ary koa Tesaloniana Voalohany toko faha-5 and.16-24 Jaona 1 :and.6-8 sy 19-28 NA…
Marka 1 : 1-8 HO avy ny Tompo. Izay no vaovao lehibe manakoako eran-tany. Eny fa na dia tamin’ny andron’i Isaia…
TENY HOVAKIANA AMOSA 6 : 1-7 I TIMOTY 6 : 6-19 LIOKA 16 : 19-31 Ny fanoharana nataon’i Jesosy eto dia hahitatsika zavatra…
TENY HOVAKIANA AMOSA 8 : 4-7 I TIMOTY 2 : 1-8 LIOKA 16 : 1-13 « Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy mamôna hianareo. » Eto…
TENY HOVAKIANA APOKALIPSY 11 :15-19, 12 1-18 I KORITIANA 15 : 20-28 LIOKA 1 :39-56 Nianjera alahady ny 15 aogositra tamin’ity…
TENY HOVAKIANA DANIEL 7 : 9-14 2 PETERA 1 : 16-19 LIOKA 9 :28-36 Tsy vitsy no milaza fa mino fa tsy…
TENY HOVAKIANA MPITORITENY 1 : 1 -2, 2 : 21-23 KOLOSIANA 2 : 20 -23, 3 : 1-17 LIOKA 12 :13-32 Zava-misy hatram’izao ny…
TENY HOVAKIANA GENESISY 18 : 16-33 KOLOSIANA 2 : 1-19 LIOKA 11 :1-13 Mahagaga antsika ny mahita an’i Jesosy eto amin’ity Filazantsara…
TENY HOVAKIANA GENESISY 18 : 1-15 KOLOSIANA 1 : 24- 2 : 10 LIOKA 10 :38-42 Tovovavy roa samy nipetraka tao Betania. Tovovavy…
TENY HOVAKIANA DEOTERONOMIA 30 KOLOSIANA 1 : 12-23 LIOKA 10 :25-37 Hatramin’ny andro naha-teto an-tany an’i Jesosy no nametrahan ny olona…
TENY HOVAKIANA ISAIA 66 : 10-14 GALATIANA 6 : 14-18 LIOKA 10 :1-20 Raha mandinika ireto andininy natao ho torina ireto isika…
GALATIANA 5 : 13-18 Iza no tsy hihira sy ho faly rehefa mahazo fafafahana. Afaka aho satria tapaka ny gadra ka…
TENY HO VAKIANA ZAKARIA 12 : 7-14, 13 : 1 GALATIANA 3 : 15-29 LIOKA 9 : 18-27 Fanontaniana roa no napetrak’i Jesosy eto…
TENY HO VAKIANA GENESISY 14 KORITIANA 11 : 17-34 LIOKA 9 : 10-17 Mampahatsiaro antsika zavatra maro ity fahagagana nataon’i Jesosy ity….
TENY ho vakiana JOBA toko 1 sy faha-2 Fahiny ela be no nitranga ny tantaran’i Joba. Ohatrin’ny angano sisa ny…
TORITENY Marka 8 : 22-26 22 Ary tonga tany Betsaida izy ; ary nisy nitondra lehilahy jamba teo amin’i Jesosy ka nangataka…