Auteur/autrice : Laza RAFENONIRINA

Josefa sy Maria

TENY ho vakiana Mika 5 : 1-4 Hebreo : 10 : 5-10 Matio 1 : 18-25 Rahapitso no Krismasy ary amin’ity alahady faha efatran’ny…

Ny fifidianana

TENY ho vakiana Asan’Apostoly 10 : 25-48 I Jaona 4 : 7-10 Jaona 15 9-17 Teny diso haitsika tsianjery fa mazàna torina…

Ny voaloboka

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 9 26-31 I Jaona 3 18-24 Jaona 15 : 1-8 Tamin’ny heriny dia ny fanoharana momba…

Hihira aho

HIHIRA tsy mitsahatra aho Raha sendra rahona mitraho Satria fantatro ry lahy Fa mitondra ny fanahy Hihoatra izao tontolo izao…

Ny Mpiandry tsara

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 4 :4-12 I Jaona 3 : 1-2 Jaona 10 : 11-18 Isaky ny alahady fahaefatra ny Paska…

Menarana varahana

TENY hovakiana II Tantara 36 : 11-23 Efesiana 2 : 4-10 Jaona 3 : 14-21 Tamin’ny heriny dia hitatsika fa nanao fihetsika izay…

Lohataona

Dia indro aina vao Izay natory ela tao No injao nitroatra foana Tao anaty zava-poana Dia nanerana ny tany Sy…

Lohataona

DIA indro aina vao Izay natory ela tao No injao nitraotra foana Tao anaty zava-poana Dia nanerana ny tany Sy…

Mibebaha hianareo

TENY hovakiana Genesisy 9 : 8-15 I Petera 3 : 18-22 Marka 1 : 12-15 Miditra amin’ny alahady voalohany amin’ny Karemy isika androany….

Ampio aho

TOMPO ô ! Ampio aho hanambara Fa ny nihavianao Tamin’izao tontolo izao Dia tsy angano na tantara. Ny sedra hitanao tety…

Olom-boantso

TENY hovakiana I Samoela 3 :1-19 I Koritiana 6 : 12-20 Jaona 1 : 35-51 Ny teny voalahatra androany dia hahitatsika ny…

Lalana hafa

TENY hovakiana Isaia 8 : 1-6 Efesiana 3 : 2-6 Lioka 2 : 1-12 Rehefa Krismasy na ny kristiana mafana fo na ny…

Ny Anjely

TENY ho vakiana : Nomery 6 :22-27 Galatiana 4 : 4-7 Lioka 2 : 13-21 Misy fisehona tsy azotsika ialana raha miresaka Noely…

NENY VOLAHAVANA GERMAINE

TONGA eo amin’ny fifohazana Ankaramalaza isika. Tsorika fa mahatsiaro sahirana aho raha hanomboka ity tantara mikasika an’Ankaramalaza ity. Tsy dia…