Année : 2015

Hihira aho

Alahady faha-efatra amin’ny Advento 2015 Lioka 1 : 36 -56 Akory ny hafalian’i Maria sy Elizabeta fa tafahoana. Nifamangy.Tena nifankatia tokoa.Tena…

Novambra 2016 –

2 Petera 1 : 3- 9 Efa nomen’ny herin’Andriamanitra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe-panahy araka…

Un mot

… Rien qu’un mot de colère, mais il a blessé un cœur sensible. Rien qu’un mot de dur reproche, mais…

GA’ASH

Misy milaza fa io « ga’ash »izay teny hebreo no hilazana ny « gasy »ao amin’ny Baiboly. Amin’ny dikan-teny : Baiboly malagasy dia ireto…

Velona Jesosy

Alahady 19 aprily 2015 Lioka 25 : 35-48 Nahoana moa no tsy hatahotra mahita olona mitsangana eo afovoan-trano nefa heverina fa…

Iza no te hadio?

Toriteny tamin’ny alahady 15 febroary 2015 Marka 1: 40 – 45 Mamelom-panantenana ny famakiana tantara toy izao. Sahy nanatona an’i…

Omeo Aho hosotroiko

Jaona 4 : 7 Avy nandeha lalana lavitra sy nivezivezy Jesosy. Nihato naka aina teo amoron’ny fatsakana iray. Indro vehivavy iray…

O ry firenena (8)

Tompo Andriamanitra ô. Mitoetra ao Madagasikara isan’andro Ianao nefa maro no tsy mahatsapa izany.  Mahita ny fahakivin’ny mponina Ianao.

Janoary 2015

Ny bokin’i Samoela sy ny epistily ho an’ny Korintiana no arahina amin’ny volana janoary. *Alakamisy 1/1 1Samoela 1 :1-28 Ny olona…