Année : 2006

Mampianara anay

ENY Tompo ô, amin’ny alalan’ny Teninao dia faly izahay mihaino Anao. Indraindray mety hadinonay izany ka mamela anay. N’aiza n’aiza…

Fisarahana

ANDRIAMANITRA ô ! Toa tsara ny mangina hoy ny mpanoratra ny salamo raha eo anoloann’ny fahafatesana. Kanefa dia tsy mety aho…

Mandehana

MANDEHANA hoy ny Tompo. Izay no hafatra nomena androany. Mandehana mitory ny Vaovao Mahafaly ho an’ny olona rehetra. Aza matahotra…

O ry firenena (1)

O ry firenena TSY handry ny nahatongavan’izao fotoan-dehibe izao. Hankalaza ny fahafahana miaraka ny vahoaka manontolo. Misaora an’Andriamanitra fa mbola…

Ilay andro tsara

ANDRO voalohany Variana aho amin’ny fitantarana ny famoronana ny tany. Nahay tokoa Ilay nahatanteraka izany. Niova endrika ny tany, Teny…

Nouvelles langues

« Génial ce Dieu créateur. IL est le seul à nous comprendre dans toutes nos langues. Béni soit-il pour cette langue…

Ny fifidianana

TENY ho vakiana Asan’Apostoly 10 : 25-48 I Jaona 4 : 7-10 Jaona 15 9-17 Teny diso haitsika tsianjery fa mazàna torina…

Ny voaloboka

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 9 26-31 I Jaona 3 18-24 Jaona 15 : 1-8 Tamin’ny heriny dia ny fanoharana momba…

Hihira aho

HIHIRA tsy mitsahatra aho Raha sendra rahona mitraho Satria fantatro ry lahy Fa mitondra ny fanahy Hihoatra izao tontolo izao…

Ny Mpiandry tsara

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 4 :4-12 I Jaona 3 : 1-2 Jaona 10 : 11-18 Isaky ny alahady fahaefatra ny Paska…

Témoins

REMERCIONS le Seigneur pour tous ceux qui ont annoncent l’Evangile quelle que soit les conditions. Que Dieu bénisse leur famille….

Pâques 2006

JEAN 20 : 1 à 18 Après un décès, après un enterrement, les proches sont désorientés. Le deuil est difficile à…

Velon’aina

TSY miafina aminao Fa fohy ny fiainana eto an-tany. Tsy misy olona azo atao : Itsy ambony, iroa ambany Fa samy…

Moi aussi,

MOI aussi, Seigneur, j’ai été parmi cette foule, qui criait : “Gloire à Dieu ! Que Dieu bénisse celui qui vient au…

Menarana varahana

TENY hovakiana II Tantara 36 : 11-23 Efesiana 2 : 4-10 Jaona 3 : 14-21 Tamin’ny heriny dia hitatsika fa nanao fihetsika izay…

Miroborobo

NOHO Ianao irery dia miroborobo ny vokatra. Ianao no mamelona ary mampitombo ny asa tananao rehetra Andriamanitra ô. Ary ny…

Lohataona

Dia indro aina vao Izay natory ela tao No injao nitroatra foana Tao anaty zava-poana Dia nanerana ny tany Sy…