Année : 2004

Ny vola

TENY HOVAKIANA AMOSA 8 : 4-7 I TIMOTY 2 : 1-8 LIOKA 16 : 1-13 « Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy mamôna hianareo. » Eto…

Ady lova

TENY HOVAKIANA MPITORITENY 1 : 1 -2, 2 : 21-23 KOLOSIANA 2 : 20 -23, 3 : 1-17 LIOKA 12 :13-32 Zava-misy hatram’izao ny…

Baba Rajaofera

NA dia efa noresahitsika ihany aza ny momba an’i Baba RAJAOFERA tamin’ny niresahana ny 8 septambra, dia indro izahay manolotra…

Fidio ny anjara tsara

TENY HOVAKIANA GENESISY 18 : 1-15 KOLOSIANA 1 : 24- 2 : 10 LIOKA 10 :38-42 Tovovavy roa samy nipetraka tao Betania. Tovovavy…

Omeonareo hanina izy

TENY HO VAKIANA GENESISY 14 KORITIANA 11 : 17-34 LIOKA 9 : 10-17 Mampahatsiaro antsika zavatra maro ity fahagagana nataon’i Jesosy ity….

Mahita va ianao ?

TORITENY Marka 8 : 22-26 22 Ary tonga tany Betsaida izy ; ary nisy nitondra lehilahy jamba teo amin’i Jesosy ka nangataka…

Fiadanana ho anareo

TENY ho vakiana Jaona 20 : 19-29 Fiadanana ho anareo, in-telo miverina eto amin’ny Filazantsaran’i Jaona, ary indray mandeha ao amin’i…

Zoma Masina

TENY ho vakiana Marka : 14 Ary hoy izy taminy( Petera, Jakoba, Jaona) : Fadiranovana loatra ny Fanahiko toy ny efa ho…

Alakamisy Masina

TENY ho vakiana Marka 14 : 12-25 Tonga ny fotoana andro hankalazana ny Paska. Ary dia nanontany an’i Jesosy ny mpianatra…

Herinandro Masina Talata

TENY ho vakiana Genesisy 4 :1-16 Aty am-piandohan’ny Soratra Masina dia hahitantsika ny tantaran’ny nahariana ny olombelona sy ireo olona…

Farihimena

ANGAMBA alohan’ny hiresahatsika ny momba an’i Farihimena dia tsara raha faranatsika ny momba an’i Dadatoa RAKOTOZANDRY. Betsaka tokoa ny olona…

Paska 2004

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 10 : 34 – 48 ( Tsara raha vakina ny toko manontolo) Miarahaba anao indray tratry…

Ny fahavalo

TENY ho vakiana I SAMOELA 28 I KORITIANA 15 : 45-49 LIOKA 6 : 27-38 Raha ny Filazantsara arakan’ I Matio no…