Auteur/autrice : Julia RAFENONIRINA

Manaisotra ny aizina

ANDRIAMANITRA ô, misaotra anao izahay noho izao andro vaovao izao. Mahatsiaro kely sy bitika eo anatrehan’ny Fitiavanao. Mivavaka Aminao izahay…

Mitalaho izahay

TOMPO Andriamanitra ô, manetry tena eo anatrehanao izahay. Mihaino vavaka Ianao ary isaoranay Anao izany. Faly tokoa ny fonay rehefa…

Farihimena 2007- Soava dia !

FOTOANA hamonjena sy hankalazana ny 26 Aogositra any Farihimena izao herinandro izao : Fivoriamben’ny Fifofazana. Matetika ny mpikarakara sy ny mpiandraikitra…

Tsy kivy

IMPIRY no nahatsiaro isika fa toa very rehefa mahare ny zava-mitranga isan’andro amin’ny filazam-baovao. Toa ohatrin’ny levona ny fahazavan’ ny…

Tia antsika Andriamanitra

ALAHADIN’ny Reformasiona androany. Isaia 55 : 1- 11 Mahavariana ny fahamarinan’ny tenin’i Isaia. Telo no fanamarihana atao eto : 1. Ny rano…

Vavaka mangina

NY tenin’Andriamanitra no nanaovana ny lanitra. Ary ny fofonain’ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra (Salamo 33:6) Aoka isika hivavaka…

Vonjeo aho

VONJEO amin’ny anaranao aho, Andriamanitra ô, Ary omeo rariny aho araka ny herinao. Andriamanitra ô, henoy ny fivavako ; Mihaino ny…

Velon’aina

TSY miafina aminao Fa fohy ny fiainana eto an-tany. Tsy misy olona azo atao : Itsy ambony, iroa ambany Fa samy…

Mahita va ianao ?

TORITENY Marka 8 : 22-26 22 Ary tonga tany Betsaida izy ; ary nisy nitondra lehilahy jamba teo amin’i Jesosy ka nangataka…

Fiadanana ho anareo

TENY ho vakiana Jaona 20 : 19-29 Fiadanana ho anareo, in-telo miverina eto amin’ny Filazantsaran’i Jaona, ary indray mandeha ao amin’i…

Zoma Masina

TENY ho vakiana Marka : 14 Ary hoy izy taminy( Petera, Jakoba, Jaona) : Fadiranovana loatra ny Fanahiko toy ny efa ho…

Alakamisy Masina

TENY ho vakiana Marka 14 : 12-25 Tonga ny fotoana andro hankalazana ny Paska. Ary dia nanontany an’i Jesosy ny mpianatra…

Herinandro Masina Talata

TENY ho vakiana Genesisy 4 :1-16 Aty am-piandohan’ny Soratra Masina dia hahitantsika ny tantaran’ny nahariana ny olombelona sy ireo olona…

Paska 2004

TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 10 : 34 – 48 ( Tsara raha vakina ny toko manontolo) Miarahaba anao indray tratry…

Je cherche une Parole

Là-BAS se trouve un grand cimetière. Depuis quelques jours, les fleuristes s’installent devant l’entrée. Le temps est maussade et gris….

Ny Reformasiona

ISAN-TAONA eo amin’ny tantara , azo lazaina aza fa ao anatin’ny tantaran’ny Fiangonana dia mankalaza ny 1 novambra ho fetin’ny…