Année : 2010

Mitomany Andriamanitra

MITOMANY Andriamanitra Mitomany Andriamanitra rehefa miteny aho hoe : Tsy misy Andriamanitra. Tsy hitany ny fahoriako. Tsy nomeny fiadanana aho. Tsy…

EMMANUEL

« Emmanuel » Dieu avec nous Message de l’ange dans le rêve de Joseph. Message d’Akhaz à la maison de David. Message…

HAJANONA HATREO

MISAOTRA anao Andriamanitra fa tsy mitsahatra mampianatra anay Ianao. Manoro zava-baovao isan’andro. Na dia heverinay aza fa efa feno fahalalana…

Mampianara anay hivavaka

TENY HOVAKIANA GENESISY 18 : 16-33 KOLOSIANA 2 : 1-19 LIOKA 11 :1-13 Mahagaga antsika ny mahita an’i Jesosy eto amin’ity Filazantsara…

Eksodosy 20 :3

Aza manana andriamani-kafa fa Izaho ihany. FANAMAFISANA fandrarana no eto. Misy ve ny andriamanitra hafa ? Malaza mantsy ireo andriamanitr’ny…

Marta sy Maria

TENY HOVAKIANA Genesisy 18 : 1-15 Kolosiana 1 : 24- 2 : 10 Lioka 10 :38-42 Tovovavy roa samy nipetraka tao Betania. Tovovavy…

Eksodosy 20 :2

« Izaho no Tompo Andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany Egypta tamin’ny trano nahandevozana. » mardi 13 juillet 2010. RAHA handinika…

Ho an’ny reny

Maro dia maro ny miandrandra ny fetin’ny reny. Ny vavaka no fanomezana sarobidy indrindra azontsika omena azy . Tsy ho…

Raiso ny Fanahy Masina

JAONA 20 : 22 Efa diso hay loatra ny tantaran’ny Pentekostra araka izay hahitantsika ao amin’ny Asan’ ny Apostoly ; ka mazàna…

Tsy ho very

TSY ho very akory ny firenena matoky an’Andriamanitra. Satria efa nirahiny Jesosy Kristy izay maty teo ambony hazo fijaliana nefa…

Ny fitalahon’Abrahama

MIZARA 2 ny toko faha-18 And.1-15 : Ny famangian’Andriamanitra And.16-33 : Ady varotra amin’Andriamanitra I. Ny famangian’Andriamanitra Raha mijery ny tantara teo…