Inona no tokony hataoko ?
TENY ho vakiana ISAIA 12 FILIPIANA 4 : 4-7 LIOKA 3 :10-18 Tamin’ny heriny isika dia niresaka ny momba ny fibebehana…
TENY ho vakiana ISAIA 12 FILIPIANA 4 : 4-7 LIOKA 3 :10-18 Tamin’ny heriny isika dia niresaka ny momba ny fibebehana…
ISAIA 60 : 1-11 FILIPIANA 1 : 4-11 LIOKA 3 : 1-6 Zavatra roa no mahalasa fisainana antsika raha mijery izay voalaza ato…
TENY ho vakiana Jeremia 33 : 12-17 I Tesaloniana 3 : 12-13 Lioka 21 : 25-38 Miditra amin’ny taom-baovao Kristiana isika androany dia…
LASAN’eritreritra aho. Saika hiondrika hivavaka aho kanjo reko fa misy dona malefaka ny fitaratrin’ny varavarakely. Niodina aho nijery aoriako. Latsaka…
MATIO 5 : 5 – 12 Nalaza dia nalaza Jesosy tany Galilia, tany Dekapolisy, tany Jerosalema, tao Jodia ary nihoatra ny…
MARKA 10 : 46 – 52 “Ry Jesosy, Zanak’i Davida ô, Mamindrà fo amiko”Izay no hikikan’ilay Bartimeo jamba. “Ry Jesosy, Zanak’iDavida…
GENESISY 1 : 26 – 31 Tena mahavariana ny fomba filazan’ny soratra masina ny naharian’Andriamanitra ny olombelona. Tsy nataony latsa-danja ny…
TENY ho vakiana Isaia 45.1,4-6 1 Tesaloniana 1.1-5 Matio 22.15-21 Mandalo fahasarotana izao tontolo izao. Toa tsy ho voatohana intsony…
AIZA Ianao Andriamanitra ? Mbola ao anatin’ny ririnina ny taninay ary dia mamirifiry amin’ny faritra sasany. Nefa fotoana tsy maintsy lalovana…
ROMANA 14 : 10 b Io fehezan-teny io no raisina ho lohaten’ity toriteny ity. Ny fankahalana dia hiaraha manaiky fa tsy…
MIVAVAKA aho noho ny fitahian’Andriamanitra. Satria namaly ny fivavahako na tsy arak’izay noheveriko aza.Matoa tanteraka izany dia izany no sitrapony….
SEIGNEUR, je n’ai que Toi. Oui, Je n’ai que Toi à qui parler. Je sais que tu es disponible à…
ENY Tompo Ândriamanitra ô, misaotra Anao fa mbola velon’aina izahay noho ny fitiavanao sarobidy. Toa hadinonay mantsy indraindray ny halalin’ny…
Ity toriteny ity dia voasoratra tamin’ny 25 mey 2008. Efa herin-taona mahery izay. Tsy tafavoaka satria tafapetraka tao amin’ny tahiry…
TENY HOVAKIANA ASAN’ NY APOSTOLY 1 : 1-11 EFESIANA 1 : 17-23 MARKA 16 : 15-20 Tafapetraka ao anelanelan’ny fetim-piangonana roa lehibe dia…
» Fifandraisany amin’ny iray amin’ny Didy folo » MAHALASA eritreritra ny zava-mitranga eran-tany eo amin’ny toetra sy ny fihetsiky ny olombelona….
TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 9 26-31 I Jaona 3 18-24 Jaona 15 : 1-8 Tamin’ny heriny dia ny fanoharana momba…
TENY ho vakiana Asan’ny Apostoly 4 :4-12 I Jaona 3 : 1-2 Jaona 10 : 11-18 Isaky ny alahady fahaefatra ny Paska…
zo atao vavaka ity Salamo 1 ity. SAMBATRA ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy.Ary tsy mijanona…
MIVAVAKA aminao izahay Andriamanitra ô ! Hitanay izao fa tery ny làlana hizoranay. Toa miha mikitroka ny aizina. Miantso vonjy Aminao…
IZAO maraina izao, dia maneho fisaorana Anao Tompo Andriamanitra izahay sy ny zava-boahary rehetra fa mbola novelominao.Kely tokoa izahay eo…
TOMPO ô, efa hariva ny andro ary tafahoana indray izahay mianakavy kely ato an-trano. Mahatsiaro valaka sy sasatra. Nefa koa…
MISAOTRA Anao Tompo Andriamanitra fa nahatratra izao atoandro izao indray. Misaotra Anao noho ny amin’ny asa efa vita. Ary misaotra…
ENY, Tompo, misaotra Anao fa tena faly ny foko satria mbola velon’aina. Notahinao ka raha mihiratra ny maso izao maraina…
NOHO ny tsy finonay olombelona dia nandalo tamin’ny fahafatesana ny Zanakao Andriamanitra. Mamelà ny helokay Andriamanitra ô ! Nandry tao am-pasana…