Étiquette : sarotra

Omeo Aho hosotroiko

Jaona 4 : 7 Avy nandeha lalana lavitra sy nivezivezy Jesosy. Nihato naka aina teo amoron’ny fatsakana iray. Indro vehivavy iray…

Toriteny malagasy ?

Fanontaniana napetraka tamiko  : Misy Toriteny malagasy ve ? Somary sahirana aho hiteny hoe : misy Toriteny malagasy na tsia.

Mivavaha

Hivavaka aho fa nomen’Andriamanitra hery sy andro iainana.Miaraka amin’ireo izay mitokana ho amin’ny «  alin’ny mpiambina »[nuit des veilleurs 2011]. N’aiza n’aiza misy…