Mois : mars 2024

Ny mpitondra fivavahana (2)

Maro ny mametra-panontaniana hoe : inona no tena asa ataon’ireto mpitandrina ireto ? Famintinana ny atolotra anao eto fa mety misy tsy voasoratra. Azo hiadian-kevitra re !

Ny mpitondra fivavahana (1)

Fa andeha aloha iresaka momba ny mpitarika na mpitondra fivavahana kristianina aloha satria tsara ny mahafantatra ny an’ny tena vao miresaka ny an’ny hafa hoy aho teo aloha