Mois : octobre 2011

Any am-ponja any

Ho tsaroana manokana ireo any am-ponja any an-tanintsika . Maro dia maro izy ireo. Mivavaha isika  ho an’izay:

Taona 2011- oktobra

1/10 >  Isaia 5 : 11 Lozan’izay mifoha maraina koa ka mitady toaka ! Izay miboboka mandra-paharivan’ny andro. Ka ampirehetin’ny divay.