Mois : juin 2011

Mivavaha

Hivavaka aho fa nomen’Andriamanitra hery sy andro iainana.Miaraka amin’ireo izay mitokana ho amin’ny «  alin’ny mpiambina »[nuit des veilleurs 2011]. N’aiza n’aiza misy…

Fanahy iray

1 Korintiana 12 : 3 -13 Fohy dia fohy ny fotoana niainan’i  Paoly apostoly niaraka tamin’ny kristiana tao Korinto. Tanàna…

Fivoriam-pianakaviana

Asan’ny apostoly 1 : 12 – 14 Fahafatesana. Fitsanganana tamin’ny maty. Fisehoana. Fandaovana. Izany no nisesy alohan’ny nisarahan’i Jesosy tamin’ny mpianany.

Taona 2011 – Jona

1/6  > Romana 8 : 31 « Iza no hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’i Kristy? fahoriana va? sa fahantrana, sa fanenjehana?, sa…