Année : 2007

Manaisotra ny aizina

ANDRIAMANITRA ô, misaotra anao izahay noho izao andro vaovao izao. Mahatsiaro kely sy bitika eo anatrehan’ny Fitiavanao. Mivavaka Aminao izahay…

Mitalaho izahay

TOMPO Andriamanitra ô, manetry tena eo anatrehanao izahay. Mihaino vavaka Ianao ary isaoranay Anao izany. Faly tokoa ny fonay rehefa…

Farihimena 2007- Soava dia !

FOTOANA hamonjena sy hankalazana ny 26 Aogositra any Farihimena izao herinandro izao : Fivoriamben’ny Fifofazana. Matetika ny mpikarakara sy ny mpiandraikitra…

O ry firenena (5)

172 taona lasa izay no nanaovana printy ny Baiboly malagasy voalohany.Ezaka lehibe izany. Ary vao tsy ela akory izay dia…

O ry firenena (4)

Kalokalo isakarazany no re amin’izao fotona hankalazana ny fetin’ny mozika izao.Samy manana izay hanitra maha izy azy ny firenena rehetra…

O ry firenena (3)

ISAORANAY Ianao ry Andriamanitra mpanome aina fa mbola afaka mankalaza ny fetin’ny ray izahay. Mivavaka izahay : Ho an’ny ray feno…

O ry firenena (2)

MISAOTRA anao Andriamanitra fa mbola nomena fotoana hahatsiarovana ny fetin’ny reny. Mivavaka izahay : Ho an’ny reny rehetra feno fifaliana, fa…

Pentekostra

JAONA 20 : 22 Efa diso hay loatra ny tantaran’ny Pentekostra araka izay hahitantsika ao amin’ny Asan’ ny Apostoly ; ka mazàna…

Jesosy mitomany

TENY ho vakiana Isaia 50 : 4-7 Filipiana 2 6-11 Lioka 19 28-40 Manomboka androany izay lazaitsika hoe Herinandro Masina. Raha…

Aza manota intsony

TENY ho vakiana Isaia 42 16-21 Filipiana 3 : 8-14 Jaona 8 : 1-11 Isan’ny tantara manana ny lanja ato amin’ny Filazantsara…

Ilay Ray adala

TENY ho vakiana Josoa 5 : 10-12 2Koritiana 5 : 17-21 Lioka 15 : 1-3 , 11-32 Nomena anarana hoe : ny fanoharana momba…

Tiavà ny fahavalonao

TENY ho vakiana I Samoela 26 : 2-23 I Koritiana 15 : 45-49 Lioka 6 : 27-38 Ny Filazantsara novakiantsika androany dia mitohy…

Sambatra ny malahelo

TENY hovakiana Jeremia 17 : 5-8 IKoritiana 15 : 12, 16-20 Lioka 6 17, 20-26 Fantatsika kokoa ny Fahasambarana voalaza ao amin’ny…

Ny sambokely

TENY ho vakiana ISAIA 6 : 1-8 I KORITIANA 15 : 1-17 LIOKA 5 : 1-11 In’efatra raha amin’ny Testementa Vaovao no jerena…

Betsaka ny fitahina

ANDRIAMANITRA ô, fifaliana sy fahoriana no mifandimby eto amin’ny fiainana an-tany. Ampio aho hatoky anao mandrakariva. Matetika ny vaovao mampalahelo…

Teo Jesosy

TENY ho vakiana Isaia 62 : 1-5 I Koritiana 12 : 4-11 Jaona 2 : 1-12 Mbola tavela hatramin’izao ny fiheverana fa fady…

Ary manao zava-dehibe…

MIPOSAKA indray ny andro mitondra fahazavana ho an’izay tandrifiny. Mihetsika hiatrika ny asa aman-draharaha ny rehetra. Somebiseby sy miazakazaka sao…