Mois : octobre 2006

Tia antsika Andriamanitra

ALAHADIN’ny Reformasiona androany. Isaia 55 : 1- 11 Mahavariana ny fahamarinan’ny tenin’i Isaia. Telo no fanamarihana atao eto : 1. Ny rano…

Isaorako Ianao

ISAORAKO ny Tompo Andriamanitra mitahy sy mitsinjo ny tany rehetra. Eny sambatra izay mametraka ny fiainany eo am-pelatanany ary matoky…

Vavaka mangina

NY tenin’Andriamanitra no nanaovana ny lanitra. Ary ny fofonain’ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra (Salamo 33:6) Aoka isika hivavaka…

Marka : Taridalana

TSARA ho fantatra amin’ny fandinihina ny filazantsaran’i Marka. Misy toko 16 io boky io. Ny toko iray avy dia misy…

Maheraza mivavaka

TOMPO ô, efa fonenay hatramin’ny taranaka rehetra Hianao. Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao…

Mivavaha mandrakariva

SAMBATRA izay rehetra matahotra an’Andriamanitra, Dia izay mandeha amin’ny làlany ( Salamo 128:1) Mivavaha mandrakriva . Eny fa na dia…

Ny asa tànan’Andriamanitra

NY lanitra mitory ny voninahitr’Andriamanitra ; Ary ny habakabaka manambara ny asan’ny tànanany.Salamo 19:1 Miaraka mivavaka amin’ireo kristianina ao Arménie, Azerbaïdjan…