Catégorie : Soratra Masina

Taona 2011 -Janoary

Volana Janoary 2011

1/1 > Matio 4 : 10

Ny Tompo Andriamanitra irery ihany no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao »(Jereo koa Deotoronomia 6:13)

Eksodosy 20 :3

Aza manana andriamani-kafa fa Izaho ihany. FANAMAFISANA fandrarana no eto. Misy ve ny andriamanitra hafa ? Malaza mantsy ireo andriamanitr’ny…

Eksodosy 20 :2

« Izaho no Tompo Andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany Egypta tamin’ny trano nahandevozana. » mardi 13 juillet 2010. RAHA handinika…

Ny fitalahon’Abrahama

MIZARA 2 ny toko faha-18 And.1-15 : Ny famangian’Andriamanitra And.16-33 : Ady varotra amin’Andriamanitra I. Ny famangian’Andriamanitra Raha mijery ny tantara teo…

Angano ve ?

 » Fifandraisany amin’ny iray amin’ny Didy folo » MAHALASA eritreritra ny zava-mitranga eran-tany eo amin’ny toetra sy ny fihetsiky ny olombelona….

Didy folo

EKSODOSY 20 : 2 – 17 2. Izaho no Tompo Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany Egypta, tamin’ny trano nahandevozana….

Marka : Taridalana

TSARA ho fantatra amin’ny fandinihina ny filazantsaran’i Marka. Misy toko 16 io boky io. Ny toko iray avy dia misy…