
Ô ry firenena (9)
Naneno ny lakolosin’ny fahaleovantena Natao veloma ny vahiny nitantana ny tena Voaomana ny hiram-pirenena Niara-niredona ny vahoaka sesehena Nitotorebika satria…
Naneno ny lakolosin’ny fahaleovantena Natao veloma ny vahiny nitantana ny tena Voaomana ny hiram-pirenena Niara-niredona ny vahoaka sesehena Nitotorebika satria…
Alim-bavaka 26 JONA 2017. Ny ACAT : Action Chrétienne pour l’Abolition de la Torture et la peine de mort et de…
Ny raiko ? Tanora dia tanora Faly ery nandray ahy moramora Nakekeziny ny tratrany Nofefeny tamin-tsandriny Safoiny malefaka ny lohako Norokorohony…
Mihena isa angaha ny vatan-dehilahy Ka tsy nahatohatra ny asa ratsin’ireo jiolahy Loza be mananontanona ho an’ny tanana Namporisika ny…
Ny Fanahy Masina efa tonga hatry ny ela nambomba izao tontolo izao manontolo.Tsy mitsahatra Izy mampahery : Ireo nihahaka hovoriany…
Reko fa any lavitra any Fanagejana mafy ny tany. Ny manam-pahefana nifandimby Nandrapaka harena sarobidy Naroso ho an’ny mpividy Ny…
(Tononkalo vitsivitsy mandritra ny volana Jona 2017) Lasa ny masoandro Manao veloma ny andro Mamitsaka ny olona Mametraka ilay…