Anao ny safidy
zo atao vavaka ity Salamo 1 ity. SAMBATRA ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy.Ary tsy mijanona…
zo atao vavaka ity Salamo 1 ity. SAMBATRA ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy.Ary tsy mijanona…
MIVAVAKA aminao izahay Andriamanitra ô ! Hitanay izao fa tery ny làlana hizoranay. Toa miha mikitroka ny aizina. Miantso vonjy Aminao…
IZAO maraina izao, dia maneho fisaorana Anao Tompo Andriamanitra izahay sy ny zava-boahary rehetra fa mbola novelominao.Kely tokoa izahay eo…
TOMPO ô, efa hariva ny andro ary tafahoana indray izahay mianakavy kely ato an-trano. Mahatsiaro valaka sy sasatra. Nefa koa…
MISAOTRA Anao Tompo Andriamanitra fa nahatratra izao atoandro izao indray. Misaotra Anao noho ny amin’ny asa efa vita. Ary misaotra…
ENY, Tompo, misaotra Anao fa tena faly ny foko satria mbola velon’aina. Notahinao ka raha mihiratra ny maso izao maraina…
NOHO ny tsy finonay olombelona dia nandalo tamin’ny fahafatesana ny Zanakao Andriamanitra. Mamelà ny helokay Andriamanitra ô ! Nandry tao am-pasana…
ANDRIAMANITRA ô ! misaotra Anao izahay fa mampianatra anay mandrakariva Ianao amin’ny alalan’ny Soratra masina. Voalaza tamin’ny fotoana nisamborana ny Zanakao…
ANDRIAMANITRA ô ! Mifona izahay. Amin’izao herinandro masina izao dia mahatsiaro ny tantaran’i Jodasy izahay. Voalaza fa mpamadika izy. Ary nanome…
EKSODOSY 20 : 2 – 17 2. Izaho no Tompo Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany Egypta, tamin’ny trano nahandevozana….