Mois : janvier 2007

Betsaka ny fitahina

ANDRIAMANITRA ô, fifaliana sy fahoriana no mifandimby eto amin’ny fiainana an-tany. Ampio aho hatoky anao mandrakariva. Matetika ny vaovao mampalahelo…

Teo Jesosy

TENY ho vakiana Isaia 62 : 1-5 I Koritiana 12 : 4-11 Jaona 2 : 1-12 Mbola tavela hatramin’izao ny fiheverana fa fady…

Ary manao zava-dehibe…

MIPOSAKA indray ny andro mitondra fahazavana ho an’izay tandrifiny. Mihetsika hiatrika ny asa aman-draharaha ny rehetra. Somebiseby sy miazakazaka sao…

Andro maro

TOMPO Andriamanitray ô, misaotra Anao fa mbola velona handia ny taona vaovao 2007. Nomena 365 andro mba handamina sy hanavao…