Auteur/autrice : J DARSOT RAFENONIRINA

Ady ny fiainana.

TOMPO ô ! renao isan’andro ny fitalahon’ny olona maro eto amin’izao tontolo izao. Toa lasa fomba fiteny mantsy ny hoe « ady…

Miantso ny Tompo.

TOMPO ô ! Misaotra anao izahay fa mbola tia anay Ianao. Feno fifaliana ny fonay fa tsy manadino anay Ianao. Marobe…

Hajao ny Tomponao.

MATIO 2 : 1- 12 Ny fahaterahan’ny zazakely matetitka dia miteraka fifaliana ho an’ny rehetra. Satria miampy indray ny fianakaviana no…

NY toetr’andro

TOMPO Andriamanitray ô tsy miova Ianao. Tsaroanay ankehitriny fa miovaova izao rehetra izao eny fa na dia ny heverina tsy…

Fiadanana

VONINAHITRA any amin’ny Avo Indrindra, ary Fiadanana ho eto ambonin’ny tany ho an’ny olona ankahasitrahany. Lioka 2:14 Isaky ny tonga…