![](https://tsodrano.com/wp-content/uploads/2020/12/juliadarsot_bonneannee_2020@juliadarsot-1140x855.png)
![](https://tsodrano.com/wp-content/uploads/2020/12/juliadarsot_bonneannee_2020@juliadarsot-1140x855.png)
Iny alina iny
TOMPO Andriamanitra ô, misaotra anao izahay noho ny torimaso tamin’iny alina iny.
Fivoriam-pianakaviana
Asan’ny apostoly 1 : 12 – 14 Fahafatesana. Fitsanganana tamin’ny maty. Fisehoana. Fandaovana. Izany no nisesy alohan’ny nisarahan’i Jesosy tamin’ny mpianany.