Antsoy ivadinao ka mankanesa aty
Jaona 4: 16- 42 Vehivavy samaritana iray no nitenenan’i Jesoa io teny io hoe “antsoy ivadinao ka mankanesa aty”.
Jaona 4: 16- 42 Vehivavy samaritana iray no nitenenan’i Jesoa io teny io hoe “antsoy ivadinao ka mankanesa aty”.
Hivavaka isika : – ho an’ny vehivavy rehetra eran-tany. Ao anatin’izany ireo izay olom-pirenena ka manana andraikitra eo amin’ny ambaratongam-pahefana…
1/03 > Efesiana 3: 12 Kristy Jesosy no hananatsika fahasahiana sy fanatonana amin’ny fahatokiana noho ny finoana Azy