Jour : 5 juin 2011

Fivoriam-pianakaviana

Asan’ny apostoly 1 : 12 – 14 Fahafatesana. Fitsanganana tamin’ny maty. Fisehoana. Fandaovana. Izany no nisesy alohan’ny nisarahan’i Jesosy tamin’ny mpianany.