Jour : 5 mars 2006

Mibebaha hianareo

TENY hovakiana Genesisy 9 : 8-15 I Petera 3 : 18-22 Marka 1 : 12-15 Miditra amin’ny alahady voalohany amin’ny Karemy isika androany….

Ampio aho

TOMPO ô ! Ampio aho hanambara Fa ny nihavianao Tamin’izao tontolo izao Dia tsy angano na tantara. Ny sedra hitanao tety…