VONJEO amin’ny anaranao aho, Andriamanitra ô,

Ary omeo rariny aho araka ny herinao.

Andriamanitra ô, henoy ny fivavako ;

Mihaino ny tenin’ny vavako. (Salamo 54 : 1-2)

Hiara-mivavaka amin’ireo kristianina ao Bélarus, Moldavie, Communautés d’Etats indépendants, Ukraine isika