Na dia ny FPMA Île de France aza no niara nivavaka ho fifampiarahabana nahatratra ny taom-baovao 2020 dia mahatsiro ny faritra rehetra eto Frantsa. Tsy manadino koa ny malagasy sy vahiny ao Madagasikara ary ny zanakampielezena rehetra na aiza na aiza.

Toriteny
Andriamatoa RAHARINDRANTO FALIMANANA , Mpitandrina,
FPMA : Aix-Marseille
Naka ny video : Julia Darsot 3/1/2020
Fifampiarahabana 2020 FPMA Île de France
Tao FPMA Chaussat- PARIS