RAINAY izay any an-danitra.

Ho hamasinina anie ny anaranao.

Ho tonga anie ny fanjakanao.

Hatao anie ny sitraponao.

Ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.

Ary mamela ny helokay.

Tahaka ny namelany izay meloka taminay.

Aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy.

Manafaha anay amin’ny ratsy.

Anao ny fanjakana, sy ny hery.

Ary ny voninahitra.

Manadrakizay mandrakizay .Amena

Miara-miombona am-bavaka amin’ireo kristiana ao Bénin, Côte d’Ivoire, ary Togo isika.